14/04/2026
STOP JP WERAWERA ‼️‼️‼️👊👊
Rehefa mbola tsy antanana ilay vola hakana ensemble RL dia aza manao réservation aloha AZAFADY INDRINDRA TOMPOKO🙏🙏
Efa tena tsotra be izahay tsy maka acompte fa manaiky livraison afaka 2 ou 3 jours satria atokisanay ianareo😌
Tonga ny fotoanan.ny livraison satria ianareo ihany ilay manome JOUR ET HEURE Dia hoy ianareo hoe▶️▶️ DÉSOLÉ TSY AFAKA MANDRAY ILAY ENSEMBLE INDRAY TOMPOKO FA TSY NAHAZO/TSY TONGA /TSY FENO ILAY VOLA 😤😤😤😤😤😤😤....
▶️▶️Au moment livraison HAY AZAFADY FA ADINOKO NY NITENY HOE TSY ATAO INDRAY ILAY IZY😤😤😤
Ilay akanjo tsy lo na hoe tsy lafo raha tsy alainareo fa ilay mi WERAWERA STOP SVP....
📢📢Mbola DISPO EN FUSHIA,BLANC,NOIR ET MARRON ny ENSEMBLE R.L
🛑Stock LIMITÉ 🥰♥️