07/06/2025
Mangatsiaka ny andro fa fohy tanana ihany ny akanjo e😂
Mahatoky tena koa satria manafana vatana mihinana lasopy amin’ireto bol ao amin’ny tsarakely kawaï ireto sady mahafinaritra kely ny endriny😁
Misy gourde-Thermos ihany koa mitana hafanana be no sady misy gourde tsotra mahafatifaty mety hoentina mivaoka ihany koa
Izay fa asio tsikitsiky foana ny fiainana e