Mamaya

Mamaya Tout pour le bien-être de bébé… et la sérénité des parents 🤍

22/06/2026

Lozan’i Ramatsoa kely manao tsay tsay tsay indray fa tsy manao bonzour 🥹🤣

Miss chromosome 🤣♥️
22/06/2026

Miss chromosome 🤣♥️

Amaya : «  Aiza ko aki ? Tena lundi sahady ve androany ? 😮 » 🤣Bonne semaine daholo ary eh 🌸
22/06/2026

Amaya : « Aiza ko aki ? Tena lundi sahady ve androany ? 😮 » 🤣

Bonne semaine daholo ary eh 🌸

Merci daholo hono ianareo nandray anjara tamin’ny lalao 🥰 dia câlins be daholo 🌸
20/06/2026

Merci daholo hono ianareo nandray anjara tamin’ny lalao 🥰 dia câlins be daholo 🌸

Noho ny fisian’ireo commentaire maro masqué tao amin’ilay publication ka tsy niseho tamin’ny fotoana nanaovana ny fanisa...
20/06/2026

Noho ny fisian’ireo commentaire maro masqué tao amin’ilay publication ka tsy niseho tamin’ny fotoana nanaovana ny fanisana, dia nanao fanitsiana kely izahay mba hahatonga ny lalao ho mangarahara sy ara-drariny ho an’ny rehetra. 🙏

🎉 Koa ianareo telo vavy no voafidy ho nahazo ny loka amin’ity lalao ity 🌸

🙏 Miala tsiny indrindra amin’izay tsy fahatomombanana mety nisy.

💐 Arahabaina ireo mpandresy 💐
Ary mankasitraka antsika rehetra nandray anjara tamin’ny lalao ❤️ câlins be daholo 🌸

Loka voalohany : Arison Ras
Loka faharoa : Faniry Soa Nomenjanahary
Cadeau surprise Super Fan : Ony Tiana

Eto no ataontsika ny kilalao kely izay hanomezan’i Ramatsoa kely loka kely anareo 🥹😂(Kely dia kely fa ny fo manolotra no...
19/06/2026

Eto no ataontsika ny kilalao kely izay hanomezan’i Ramatsoa kely loka kely anareo 🥹😂
(Kely dia kely fa ny fo manolotra no betsaka 🥹🤣)

Tsotra be ny fandraisana anjara :

✅ Abonné amin’ny ny page ianao
✅ Partager -na en mode public ity sary ity

🎁 Loka voalohany :
👉 Izay commentaire mahazo réactions betsaka indrindra no mahazo ilay zavatra niantsenan’i Ramatsoa kely 😂 (ho alefa eo ny vidéo )
‼️ Izay commentaire ataonao eo mety daholo rehefa tsy miteniteny foana fotsiny , bloqué avy hatrany izay manao commentaire hafahafa 🙂

🎁 Loka faharoa :
👉 Izay commentaire farany amin’ity sary ity no mahazo ny articles bébé 🎀

🎁 Cadeau surprise :
👉 Hatokana ho an’ny Super Fan iray 🥹 izay manana commentaire be réactions indrindra 🌟

⏳ 24h ihany ny lalao
Rahampitso amin’izao ora izao dia hidintsika ny commentaires.

Mazotoa milalao dia câlins be daholo 🌸

Ianareo koa ve manana ilay namana tsy foina iny dia ny zanakareo koa lasa mpinamana avy eo? 🥰Sady mifanao iray volana fo...
18/06/2026

Ianareo koa ve manana ilay namana tsy foina iny dia ny zanakareo koa lasa mpinamana avy eo? 🥰

Sady mifanao iray volana fotsiny izy dahy kely 🌸

Izaho efa saika hi zesta be hitondra Jeep handeha hanao CEPE 😎 kay a handeha hilalao dînette etsy amin’ny bozaka etsy fo...
16/06/2026

Izaho efa saika hi zesta be hitondra Jeep handeha hanao CEPE 😎 kay a handeha hilalao dînette etsy amin’ny bozaka etsy fotsiny 😾 (😂)

Câlins be daholo ny zazah rehetra manao CEPE androany anh dia mahavità soa 🌸

Izay bota kely mahazo biscuits Amaya :
15/06/2026

Izay bota kely mahazo biscuits

Amaya :

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamaya posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category