23/01/2025
✨ Ovay ho toerana mahafinaritra ny efitranon’ny ankizy miaraka amin’ireo vokatra tokana atolotray! ✨
👉 Misy foana ireo entana sy kojakoja vita tanana natokana manokana ho an’ny efitrano fatorian’ny ankizy.
🧸🌈 Tipi mahafinaritra keky , coussins, doudou, haingon-trano mampiavaka, na vahaolana fitahirizana mahomby, dia manana ny rehetra izahay mba hanome lanja ny tontolon’ny ankizinareo!
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny na te-hanafatra. 💕
🍀 By Elmiro