Ant'alu

Ant'alu Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ant'alu, Apparel & Clothing, Andavamamba, Antananarivo.

03/07/2026

Coucou mes clients🥰
Ialana tsiny ny fahatapahana teo @ antso ka tsy nafahantsika nifandray noho ny olana nateraky ny réseau e🥹
Efa mande tsara izy izao ka alefaso ary ny commande🫴
0387786248 na 0331765948

29/06/2026
29/06/2026

NY FOMBA FIASANAY DIA TOIZAO:
✔️MIFAMPIRESAKA TSARA ALOHA ISIKA HOE INONA ILAY HO ATAO??(MP io na ANTSO)
✔️ATAO NY DEVIS(FACTURE)
✔️MIDINA IZAHAY MANAO CONTRE MESURE(RAHA ETO TANA)
✔️ALOHA NY ACOMPTE
✔️ATAONAY NY ASA
✔️MANAO POSE GRATUIT ZAHAY AVY EO
❌NY TRANSPORT ARAKARAKY NY HALAVIRANY 😁
❌ZAHAY TSY MIVAROTRA VARAVARANA FA MANANGANA ARAKA NY REFY TINAO E😊

🫴REHEFA MAZAVA DIA ANTSOY IZAHAY:
0387786248 na 0331765948

O RY RETO A😊AMIN'NY MAHA OLOMBELONA DIA MISY IHANY NY FAHADISOANA INDRAINDRAY,,FA KOSA TSY AZO ATAO NY MANAO RATSY OLONA...
29/06/2026

O RY RETO A😊
AMIN'NY MAHA OLOMBELONA DIA MISY IHANY NY FAHADISOANA INDRAINDRAY,,FA KOSA TSY AZO ATAO NY MANAO RATSY OLONA NA MANARARAOTRA OLONA😇
ILAINA FOANA NY FIFAMPIRESAHANA MBA HISIAN'NY MARIMARITRA IRAISANA E😊

ZANY EO IHANY FA ALEFASO NY COMMANDE NAREO HO ATAONAY E🤠

ARARAOTY DIENY MBOLA MORA ALOHA AN💯

▶️0387786248 na 03317656948

HERINANDRO VAOVAO🥰HAVAOZIKO KELY NY PUB ARY😁👉PORTE SY FENÊTRE OUVRANTE▶️350.000ar ny m20387786248 na 0331765948
29/06/2026

HERINANDRO VAOVAO🥰
HAVAOZIKO KELY NY PUB ARY😁
👉PORTE SY FENÊTRE OUVRANTE
▶️350.000ar ny m2
0387786248 na 0331765948

MBOLA PROMO FOANA KOA NY LAVARANGANA INOX SY TOHATRA 🎁👉240.000ar ny mètre linéaire0387786248 na 0331765948
29/06/2026

MBOLA PROMO FOANA KOA NY LAVARANGANA INOX SY TOHATRA 🎁
👉240.000ar ny mètre linéaire
0387786248 na 0331765948

MORA BE TSISY OTRAN'IZANY FA ARARAOTY ALOHA🎁👉230.000ar ny m2 @ fenêtre coulissanteMifidy couleur ianao😊0387786248 na 033...
29/06/2026

MORA BE TSISY OTRAN'IZANY FA ARARAOTY ALOHA🎁
👉230.000ar ny m2 @ fenêtre coulissante
Mifidy couleur ianao😊
0387786248 na 0331765948

📢Ho anareo any @ FARITRA📣Tsotra kely ny fanaovana commande😊👉Miditra ao @ hafatra miafina na koa whatsapp👉Ataontsika ny d...
29/06/2026

📢Ho anareo any @ FARITRA📣
Tsotra kely ny fanaovana commande😊
👉Miditra ao @ hafatra miafina na koa whatsapp
👉Ataontsika ny devis
👉Atao ny contrat
👉 Ataonay ny asa
👉Emballenay ny entana dia aterinay eny @ parcage
ZAYYYY VITA AAA!!!!!
▶️Ndao ary 0387786248 na 0331765948

VITA INY NY FETY FA ANDAO AMIN'IZAY TOHIZANA NY FANAMBOARANA VARAVARANA E😊👉TONGAVA MP NA AFAKA MIANTSO MIVANTANA▶️038778...
29/06/2026

VITA INY NY FETY FA ANDAO AMIN'IZAY TOHIZANA NY FANAMBOARANA VARAVARANA E😊
👉TONGAVA MP NA AFAKA MIANTSO MIVANTANA
▶️0387786248 NA 0331765948

Coucou mes clients adorables🥰Tohizantsika kely ity PROMO ity ary noho ny fitiavako anareo client🎁👉 fenêtre coulissante (...
29/06/2026

Coucou mes clients adorables🥰
Tohizantsika kely ity PROMO ity ary noho ny fitiavako anareo client🎁
👉 fenêtre coulissante (230.000ar ny m2)
👉 porte coulissante (270.000ar ny m2)
👉 porte ouvrante sy fenêtre ouvrante (350.000ar ny m2)
👉rideau métallique (260.000ar ny m2)
👉lavarangana sy tohatra inox (240.000ar ny mètre linéaire)
❌TOLOTRA VOAFETRA IHANY IO❌
MP AINGANA ARY NA ANTSOY NY :
0346391404
0387786248
0331765948
✔️ POSE GRATUIT
✔️LIVRAISON ENY @ PARCAGE RA ANY @ FARITRA IANAO

Address

Andavamamba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ant'alu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share