19/03/2026
Salama ABI o !
Tafaverina indray isika miaraka amin'ny entana tsara qualité, amin'ny vidiny mirary dia mirary. Ho avy tsikelikely ny entana vaovao. 🛍️🛍️
Misaotra anareo mbola manaraka ny page. Afaka mandefa message privé raha misy commande manokana an!