10/08/2026
Un lundi un peu particulier pour certaine personne😍
STORYTIME✨️
Nisy client omaly nandefa message anay hoe mitady parfum hoan’ny namany fa maka ny parfum any fona hono izy de mba atao suprise de asina anio soratra amin’ny sary io ao anatiny
Bien évidement on a joué le jeu🤗
Satry moa izahay no nasainy nisafidy azy de natahotra kely ihany hoe sao sanatria tsy ho tiany ilay cadeau 😅
Mais finalement elle a aimé ❤️
Bref choisissez bien votre entourage, misy ny namana de tena mahafoy sady be fitiavana(eo ihany lay cadeau fa ilay izy nomeny tamin’ny fomba miavaka no naha toucher anah🥹)❤️
Aza misalasala fa afaka mikarakara surprise ho anareo izahay✨️
Identifieo ilay namana tokony hanome cadeau anao iny mba mitsapatsapa vintana 🤣