Sca AMY

Sca AMY 💖 Mode & Style pour les filles 💖

✨ Des vêtements et chaussures tendances pour un look unique ! ✨

📩 Commande en message privé ou
037 85 565 51– 0331099548.

Restez stylée en toute occasion ! 💃

💗👜👛
11/01/2026

💗👜👛

Ireto ndray ary ny arrivages tsika e🤩🔥😍🔥🔥💗.Misy poketra koa ao an🥰🔥✨.
09/01/2026

Ireto ndray ary ny arrivages tsika e🤩🔥😍🔥🔥💗.

Misy poketra koa ao an🥰🔥✨.

Miarahaba an-tsika rehetra izahay mirahavavy nahatratra ity taona 2026 ity🥰✨🥳,  enganie ho taona zina, taona feno fahomb...
01/01/2026

Miarahaba an-tsika rehetra izahay mirahavavy nahatratra ity taona 2026 ity🥰✨🥳, enganie ho taona zina, taona feno fahombiazana ho an-tsika rehetra izy ity💗✨❤️, ka ho samy hahatratra ny tanjony sy hahatanteraka izay nofinofiny daholo🥰.

Isaorako manokana ireo izay éfa nametraka ny fitokisany taminay sahady tamin'iny taona lasa iny🤗, enganie hitohy foana ny fiaraha-miasa🙌❤️, izahay eto foana ho anareo🤗.

Manasa rehetra ihany koa hanaraka hatrany ny page-tsika🥰, betsaka ny zavatra MORA nefa TSARA ho hitanareo ato, indrindra misy zavatra tsara bé omaninay mirahavavy atsy ho atsy😍, mino aho fa ho tianareo bé✨💗, koa aza miala alavitra, ary taomy daholo ny namana hanaraka ny page-tsika🥰.

Tsy adinoko, roa ihany ny page misy anay mirahavavy dia ny
https://www.facebook.com/profile.php?id=61569704863414 (SCA AMY) sy https://www.facebook.com/profile.php?id=61585692272200 (Mi'Commande)(Manasa an-tsika hanaraka an'ity page ty ihany koa🤗).

Encore une fois, je vous souhaite à tous une bonne et heureuse année 💗🥳. Passez une merveilleuse journée. Que Dieu vous bénisse ❤️.

Bisouss😘😘😘

31/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Defao Madiane Moufidhou Abdoulkader, Rinasoa Rasolotiana, Mathilde Rasoandalaina, Angelica Rakoto, Raïssa Mbotireny, Ra Koul, Roujou FA, Oiseau Porte Bonheur, Fanirimpitia Tiavina, Joelinah Remy, Berlando Marcel, Tanjona Mahefa, Ludmila Jbm Ofisialy, Mahefasoa Herilaza, ۦۦ ۦۦ ۦۦ ۦۦ, Prii'ska Bellah, Pierretty Arisoa, Aro Tiana Miangoty, Laza Ruben Randrianjarason, Sitrakiniaina Gabriella, Aina Raharisoa, Mirindrasu Léonie, Hantrin Ala Nirinah, Mamie Ravaoharisolo, Nantenaina Arisou Kerena, Rasoarimalala Prisca, Rasoarimalala Jeannie Andre, Anjara Rabarijaona, Malala Domoina, Annie Andrianina, Chizoba Onuorah, Vola Randrianandrasana, Dina Monique, Micka Mickalou, Raphaèllah Andrianivahoaka, Tania Faridah Ninah, Ramarotiana Jean Edric Théodore, Fiyh Randriamparany, Ash Divina, Tsiky Amboara, Felana Rian, Anjarasoa Jennyta Marie, Miora Nanjara, Ollah Edrinne, Sitrakiniaina Andriamihaja, Sambatra Jennia Rasoloarison, Tahiri Niaina Sarobidy, Lucie Fitia Fanaja, Alice Andriamahandry, Tendry Andrianaivo

Crop mamikely😍🔥, alefa mora foana ny an-tsika ann😌❤️.Mp haingana fa kely sisa😍🤎 💗.
29/12/2025

Crop mamikely😍🔥, alefa mora foana ny an-tsika ann😌❤️.

Mp haingana fa kely sisa😍🤎 💗.

🍪👟👟 Marron & Crème 🧶Super look et très propre ! ✨🎨 Couleur : Marron et Beige (très joli)🧶 Détail : Gros lacets originaux...
28/12/2025

🍪👟👟 Marron & Crème 🧶

Super look et très propre ! ✨

🎨 Couleur : Marron et Beige (très joli)

🧶 Détail : Gros lacets originaux

📏 Taille : 37

✅ État : Comme neuf / Très bon état

☁️ Confort : Semelle épaisse et confortable

-laces

Mirary fety sambatra hoan-tsika rehetra🤗🥳❤️, mbola ho avy ny arrivages fa aza miala alavitra an✨🤩🔥.Manaova fety mahafina...
25/12/2025

Mirary fety sambatra hoan-tsika rehetra🤗🥳❤️, mbola ho avy ny arrivages fa aza miala alavitra an✨🤩🔥.

Manaova fety mahafinaritra🥳❤️🥰.

Mbola misy ato an🥰🔥, aza tara🥳❤️.
18/12/2025

Mbola misy ato an🥰🔥, aza tara🥳❤️.

🥳🥳🥳🤍🤍🤍
13/12/2025

🥳🥳🥳🤍🤍🤍

Efa tena akaiky ny fety, tsy aleo ve mijerijery akanjo dieny zao!Ndao ndray hijery robe arany ee, reo vitsivitsy reo sis...
11/12/2025

Efa tena akaiky ny fety, tsy aleo ve mijerijery akanjo dieny zao!

Ndao ndray hijery robe arany ee, reo vitsivitsy reo sisa ka aza tara arany an.

Misy crop kely koa ao, afaka miditra mp raha mila sary fanampiny.

Zay ary fa dia bonne fin de semaine daholo!


Address

Soamanandrariny
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sca AMY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share