HAUT manja kely

HAUT manja kely Tongasoa eto @ pejy HAUT manja kely oh ❤️
Haut tsara be daholo nefa @ vidiny mora indrindra no ato aminay 🥰

Coucou les manja ❤️ Mora be foana anie oa ny prix ato amintsika e 🥰3.000ar fotsiny ny anakiray nefa akanjo tsara be daho...
06/04/2026

Coucou les manja ❤️
Mora be foana anie oa ny prix ato amintsika e 🥰

3.000ar fotsiny ny anakiray nefa akanjo tsara be daholo ✨️

Jerijereo zay mety les manja a 🥰Prix tsy miova : 4.000ar maka 1 d 10.000ar maka 3 ❤️
27/02/2026

Jerijereo zay mety les manja a 🥰

Prix tsy miova : 4.000ar maka 1 d 10.000ar maka 3 ❤️

26/02/2026

Bonjour les manja 👋
HAUT friperie mora be anie no hitanareo ato aminay fa abonneo ny pejy les manja a😊
Inviteo daholo ny namana ❣️

22/02/2026

Mirary Alahady mahafinaritra ho anareo rehetra les manja a 😊
Bisous daholo 😘

Ndao ary euh 😍Tout à 4.000ar daholo izay hitanareo ao ❤️10.000ar raha maka 3 😍MP contact et lieu de livraison pour confi...
19/02/2026

Ndao ary euh 😍

Tout à 4.000ar daholo izay hitanareo ao ❤️

10.000ar raha maka 3 😍

MP contact et lieu de livraison pour confirmer livraison à partir de 3.000ar 😊

@ firy no tianareo hamoahantsika ireto arrivage ireto les manja? 😍Ataontsika tout à 4.000ar PRIX CADEAU BIENVENUE ❤️
19/02/2026

@ firy no tianareo hamoahantsika ireto arrivage ireto les manja? 😍
Ataontsika tout à 4.000ar PRIX CADEAU BIENVENUE ❤️

Coucou daholo les manja 👋😊Tonga soa eto @ pejy HAUT manja kely 🥰Abonneo ny pejy fa PRIX CADEAU BIENVENUE no anombohantsi...
19/02/2026

Coucou daholo les manja 👋😊
Tonga soa eto @ pejy HAUT manja kely 🥰

Abonneo ny pejy fa PRIX CADEAU BIENVENUE no anombohantsika ny fiarahana 😍

Haut pas plus de 5.000ar 😱❤️ avoakantsika rehefa avy ny sary arrivage voalohany fa aza miala 😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAUT manja kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share