Kawai store

Kawai store Vêtements en gros et en détaille
☎️033 70 842 50
☎️034 87 705 65
☎️032 24 148 94
Mariah Princie

🌺Reto  ndray  ny  arrivage tsika  vao  tonga  ,alefao  dieny  zao  ny  commande  nao  na  aka  1 ianao  na  aka  maro🌺Di...
09/07/2026

🌺Reto ndray ny arrivage tsika vao tonga ,alefao dieny zao ny commande nao na aka 1 ianao na aka maro
🌺Dispo :S M L XL XXL
🚴Manao livraison Tana izahay ary mandefa any amin'ny Faritra
☎032 24 148 94 /03370 842 50
☎034 87 705 55

👗Iza  le  mbola  tsy  nahazo  an'le  robe  manjabe.Arrivage foana  oa  nentsika ,tsy  mety  lany  hamamina  ty  arrivage...
01/07/2026

👗Iza le mbola tsy nahazo an'le robe manjabe.Arrivage foana oa nentsika ,tsy mety lany hamamina ty arrivage tsika ty à😊😊,Afapo be ki zah ozy le client ,mitoraka voninkazo🌺🌺 hoanareo mpanjifa rehetra nametraka fitokisana anay 🙏🙏
💟Mbola dispo hatrany ny
Taille S M L XL
👉Mbola mandray commande hatrany izahay ho anareo hanomana lanonana isan-karazany, Mandray anao ampitiavana be izahay💝💝
☎032 24 148 94/033 70 842 50
☎034 87 705 65

🌺Robe  maxi  ,robe  miavaka  ,tena  mihaja  ,mahazaka  lanonana, mety  anaovana  fiançaille, tsara  loatra🌺Dispo  :S M L...
29/06/2026

🌺Robe maxi ,robe miavaka ,tena mihaja ,mahazaka lanonana, mety anaovana fiançaille, tsara loatra
🌺Dispo :S M L XL
🚴Manao livraison Tana et Province
☎ 032 24 148 94/033 70 842 50
034 87 705 65

🌴Tolory  teny  mamy  Dada  ,omeo  firarintsoa👑,omeo fitiavana mamy  💝💝,ary  ataovy  mahatoky izy  fa  ianao  dia  eo  fo...
17/06/2026

🌴Tolory teny mamy Dada ,omeo firarintsoa👑,omeo fitiavana mamy 💝💝,ary ataovy mahatoky izy fa ianao dia eo foana mifanohana azy🔐💪Omeo fanomezana miavaka Dada💌🎁
🌴Reto ary karazana teny hifanoloratsika amin'izao fetin'ny Ray zao ,efa natao ho zakany rehetra ny vidiny .
Toute tailles et toutes couleurs
💰Prix : 25 000ar
🚩Manome Prix des gros izahay
🚴Manao livraison eto Tana ary mandefa any amin'ny Faritra

☎032 24 148 94/033 70 842 50
034 87 705 65

🌺Ensembles  short jeanDispo  26 28 30 32 ☎032 24 148 94/033 70 842 50/034 87 705 65
14/06/2026

🌺Ensembles short jean
Dispo 26 28 30 32
☎032 24 148 94/033 70 842 50/
034 87 705 65

🌺Zao  sahady  ve  ki  nareo  de efa  manomana ny  fetim-pirenena 26 jona ?? 😨Eny  oa  akii😊,Dieny  zao  de  homany  le  ...
03/06/2026

🌺Zao sahady ve ki nareo de efa manomana ny fetim-pirenena 26 jona ?? 😨Eny oa akii😊,Dieny zao de homany le fanamina fa saode hoe efa akaiky le fotoana vao hoe tarabe ki le colis anay a😨kivy ah fa mandondona be nareo 🐶
🌺Vonona ny handray ny commande nareo zahay zao de ataonay tsara be le izy fa malalaka tsara ny fotoana
🌺Disponible :S M L XL XXL
🌺2 ans à 12 ans
🚴✈Livraison disponible partout
☎032 24 148 94
☎033 70 842 50
☎034 87 705 65

💫Robe broderies anglaise,tsarabe n'y lambany,dispo daholo reo couleur reo💫S M L XL032 24 149 94033 70 842 50034 87 842 5...
01/06/2026

💫Robe broderies anglaise,tsarabe n'y lambany,dispo daholo reo couleur reo
💫S M L XL
032 24 149 94
033 70 842 50
034 87 842 50

🌺Arrivage  ,ensemble  mafana  Dispo  S M L XL🌺livraison  disponible  partout ☎032 24 148 94☎033 70 842 50☎034 87 705 65
30/05/2026

🌺Arrivage ,ensemble mafana
Dispo S M L XL
🌺livraison disponible partout
☎032 24 148 94
☎033 70 842 50
☎034 87 705 65

🌴Mbola mitoy ny  fandraisany commande fête  des mères  ra toerana  vita  1andro, raisinay aloha  zay  mbola  tsy nahazo,...
23/05/2026

🌴Mbola mitoy ny fandraisany commande fête des mères ra toerana vita 1andro, raisinay aloha zay mbola tsy nahazo, malaky ary oooo🌺Tee shirt personnalisé spécial fête de mère ,mety atao cadeaux ho an'ny Neny ,
🌺Omeo teny mamy neny,omeo firarintsoa,omeo ny TSARA INDRINDRA 🌺
🌺 Disponible :S M L XL XXL
👉Manome prix des Gros sy Détail izahay
🚴Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra rehetra manerana an'ny Nosy
☎️032 24 148 94
☎️033 70 842 50
☎️034 87 705 65

🌴 Colle roulé,mafana tsara ,sady ny andro efa mangatsika be ,afaka atao cadeaux,vonjivonjeo ary fa sao tara eo 🎁🎁🎁🌴Taill...
23/05/2026

🌴 Colle roulé,mafana tsara ,sady ny andro efa mangatsika be ,afaka atao cadeaux,vonjivonjeo ary fa sao tara eo 🎁🎁🎁
🌴Taille :Dispo :S M L XL XXL
🚴 Livraison Tana et Province
☎️032 24 148 94
☎️033 70 842 50
☎️034 87 705 65

Address

Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kawai store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share