Meva&Soa.Mg

Meva&Soa.Mg Tsara nefa Mora

Hello Hello ❤️Elaela ndray zahay tsy hitanareo fa zay maharitra hono dia manjakely 😆😅Ireto ndray ny arrivage Vaovao ato ...
18/03/2025

Hello Hello ❤️
Elaela ndray zahay tsy hitanareo fa zay maharitra hono dia manjakely 😆😅
Ireto ndray ny arrivage Vaovao ato ato Amin’ ny Meva&soa .MG .
Ensemble Manitra kely 😍
Taille S à XL

07/12/2024

Faly miarahaba anareo
Mme Manjanirina Anita Marina Angelina
Mme Antsa
Mme Andho Rhania
Mme Maman Fy Abigail Hatsarana
Mme Maman'i Yanto

Ianareo no nahazo ny lalaontsika androany 🎁🎉
Manasa anareo hiditra ao Amin’ ny hafatra miafina (Mp)

🚨GIVEAWAY🚨 na hoe cadeau Manitra kely 🎁 hizara loka maro Karazany hoantsika Meva&soa.MG !!!🛑Condition kely fotsiny 1️⃣As...
03/12/2024

🚨GIVEAWAY🚨 na hoe cadeau Manitra kely 🎁 hizara loka maro Karazany hoantsika Meva&soa.MG !!!
🛑Condition kely fotsiny

1️⃣Asio j’aime + abonné ny page Ary inviteo ny amis anao hi j’aime ny page

2️⃣Réaction Amin’ ny publication
Identifié-na ny namana olona 4 dia asina
je participe mba hambitombo ny chance anao ( 🚨important)

3️⃣Partage eo Amin’ ny mur

4️⃣Atao public ity publication GIVEAWAY ity 👇👇

♦️Ireto avy ny loka arany

🎁1re lot : bon d’achat de 40.000 ar Meva&soa .MG
🎁2e lot : bon d’achat de 25.000 ar Meva&soa .MG
🎁3e Lot :Bon d’achat de 10.000ar
Meva &soa .MG
🎁4e Lot : crédit 10.000 ar
🎁5e Lot : crédit 5.000 ar

Ny fotoana tsika hizarana loka samedi 7 décembre à 18:00 (en live)
Miaraka Amin ny arrivage maro a partir de de 6.000 ar ( Tena hoe prix cadeau 🎁 )
Bonne chance daholo 🍀

Hey Ensemble Manja kely Prix a seulement : 48.000 ar Article neuf🌹
17/11/2024

Hey

Ensemble Manja kely
Prix a seulement : 48.000 ar
Article neuf🌹

Tendance plissé Prix cadeau Seulement à 25.000 ar Taille : S M L XL Frip TBE1re choix
15/11/2024

Tendance plissé

Prix cadeau
Seulement à 25.000 ar
Taille : S M L XL

Frip TBE
1re choix

Liquidation avant arrivage tee shirt  10.000 arEnsemble :21.000 ar Article Neuf
11/11/2024

Liquidation avant arrivage tee shirt 10.000 ar
Ensemble :21.000 ar

Article Neuf

Sur ceux bonne journée a tous
05/11/2024

Sur ceux bonne journée a tous

15/10/2024

Hi👋
Arrivage des sandales, des chaussures plates et des plateformes à des prix très abordables (18.000 ar à 20.000 ar) 😱de qualité supérieure.🫶❤️

Hello hello aza adino ny fotoana tsika rahampitso a 02/10/2024Aza adino ihany koa ilay kilalao antsika sao mba anisan’ny...
01/10/2024

Hello hello aza adino ny fotoana tsika rahampitso a 02/10/2024
Aza adino ihany koa ilay kilalao antsika sao mba anisan’ny mahazo cadeau Ianao 🥰💐

28/09/2024
28/09/2024

Hello hello 👋
Manasa antsika hanaraka foana ny page an
Misy zava baovao mahafinaritra foana atolotray anareo 🫶
Tsy adino ihany koa ny fotoana tsika mercredi 02/10/2024 Amin’ ilay tirage au sort 🎁cadeau
Ny condition antsika tsy miova an
👉mi-j’aime ny page
👉mi -s’abonne ny page
👉mi - partage ny publication
👉mi commente « soa » Amin ny publication
🔴validation
Mi-j’aime ny page
Mi - partage ny publication
Mi -commente hoe « soa »
Mi-partage eo Amin’ ny mur
Bonne chance foana an 🍀

27/09/2024

Manaraha hatrany ny page # &soa.mg

Address

Ambohitsoa
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meva&Soa.Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share