28/02/2025
Salama daholo 🤗
Sao dia misy liana anao formation crochet Raphia isika ?📍
5 séance no mianatra
Ny sarany efa natao mirary dia mirary
Ny tombotsoa azonao dia mianatra ny points de base rehetra.
Manome asa ihany ko izahay rehefa vita ny formation anao.
Raha misy informations mbola tinao ho fantatra dia afaka miditra mp @ Manja Raphia na miantso avy hatrany.
Contact : 034 86 522 80