Miantsena by Pendou

Miantsena by Pendou Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miantsena by Pendou, Apparel & Clothing, Sabotsy Namehana, Antananarivo.

Hello hello 😍 Indro ary ny valin'ny lalaontsika ka manasa an'azy roa vavy mba hiditra mp avy hatrany 🥰🥳Aza miala lavitra...
07/02/2026

Hello hello 😍
Indro ary ny valin'ny lalaontsika ka manasa an'azy roa vavy mba hiditra mp avy hatrany 🥰🥳
Aza miala lavitra fa hizara cadeaux foana isika isankerinandro 🥳🥳🥳

Hellouuuuuuuu 😍Aiza daholo ilay mpankafy voninkazo ireny 🌵🌿🌱🥀🌻 Ireto misy plante grace tsara tarehy efa voakarakara tsar...
05/02/2026

Hellouuuuuuuu 😍
Aiza daholo ilay mpankafy voninkazo ireny 🌵🌿🌱🥀🌻 Ireto misy plante grace tsara tarehy efa voakarakara tsara ihany koa 😍🌵 Izay commentaire tsy misy réaction ao mihitsy hatramin'ny Sabotsy 7 février amin'ny 12 ora atoandro dia omentsika iray amin'ireo mahazo misafidy 😍
'Ndao ary antsoy ny namanao hiaraka ilalao amintsika eee🥳🥳🥳

Ny ekipan'ny Miantsena by Pendou dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2026 😍❤🥳 Ho avy tsy ho ela ny entana...
03/01/2026

Ny ekipan'ny Miantsena by Pendou dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2026 😍❤🥳
Ho avy tsy ho ela ny entana isan-karazany amin'ny vidiny natao ho an'ny daholo be 😍 koa dia aza miala lavitra ary 🥳🥳🥳

Ato ndray ny fotoanantsika rehefa avy eo an 😍❤
29/12/2025

Ato ndray ny fotoanantsika rehefa avy eo an 😍❤

Ny pejy Miantsena by Pendou  dia mirary fetin'ny noely sambatra ho antsika rehetra 😍🎄🎅🔔❄
24/12/2025

Ny pejy Miantsena by Pendou dia mirary fetin'ny noely sambatra ho antsika rehetra 😍🎄🎅🔔❄

Hello hello 😍 Ato ny fotoanantsika rehefa avy eo aloha an 😍❤
22/12/2025

Hello hello 😍 Ato ny fotoanantsika rehefa avy eo aloha an 😍❤

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miantsena by Pendou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share