Tiko.mg Boutique

Tiko.mg Boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tiko.mg Boutique, Design & Fashion, Antananarivo.

Tiko.mg Boutique – "L’ÉLÉGANCE POUR TOUTE LA FAMILLE"
Boutique en ligne👗👶👨
Robes&ensembles femmes, enfants
Collection homme bientôt disponible✨
Pièce choisie avec soin pour sublimer vos plus beaux moments
📍 Livraison disponible
📩 Mp ou 034 19 941 44

Fizarana ny daty tsara ho fantatra sady mirary fahombiazana, fahasalamana fitoniana fitadidiana sy fahaizana sahady ny z...
06/06/2026

Fizarana ny daty tsara ho fantatra sady mirary fahombiazana, fahasalamana fitoniana fitadidiana sy fahaizana sahady ny zanan-tsika hanala fanadinam-panjakana rehetra

Tonga indray ilay robe maxi broderie anglaise tena ankafizinareo 🤍✨Arrivage faha-3 sahady izao noho ny fangatahanareo ma...
05/06/2026

Tonga indray ilay robe maxi broderie anglaise tena ankafizinareo 🤍✨
Arrivage faha-3 sahady izao noho ny fangatahanareo maro 🥰

Coton tsara kalitao, mahazo aina sady manja kely rehefa anaovana annn🌸
Disponible taille S • M • L • XL
Prix : 85 000Ar

Ho an’izay mbola tsy nahazo tamin’ireo arrivage teo aloha 😉
Stock voafetra, mandefasa message na antsoy ny contact 034 19 941 44 raha haka commande 🛍️

03/06/2026

Asehoko anareo ary izay tao anatin’ilay colis tonga omaly 🥰📦✨
Ireto ary ny sasantsasany amin’ireo nouveautés nafaran’i Tiko.mg Boutique. Mety misy hahaliana anao na hahafinaritra anao amin’izy ireo. 😍
Raha misy modèle tianao dia aza misalasala mandefa hafatra avy hatrany afaka hanafaranay koa ianao
📩 Commande & renseignements : 034 19 941 44

01/06/2026
01/06/2026

Toy izao Rehefa tonga ny entana ao amin’ny Tiko.mg Boutique 😅✈️

Otrzao foana ny ao ambadiky ny varotra an-tserasera: cartons etsy, sachets eroa, entana be dia be mila alamina sy sokajiana! 😍

Misaotra anareo hatrany amin’ny fitokisana sy fanohanana an’i TIKO.mg Boutique ❤️

📩 Commande & renseignements : 034 19 941 44

Idée na laoka mandritra ny herinandro, nindramiko tamina page hafa, zaraiko amintsika, budget tsy lafo loatra, sakafo ar...
01/06/2026

Idée na laoka mandritra ny herinandro, nindramiko tamina page hafa, zaraiko amintsika, budget tsy lafo loatra, sakafo ara-pahasalamana ampy otrik’aina tsara
Mirary herinandro finaritra miaraka am Tiko.mg Boutique

Nizesta be omaly ny princesse-n’i Tiko.mg Boutique 😍❤️Ma princesse nanao an’ilay robe rouge avec traîne, misy ilay joli ...
01/06/2026

Nizesta be omaly ny princesse-n’i Tiko.mg Boutique 😍❤️

Ma princesse nanao an’ilay robe rouge avec traîne, misy ilay joli pompon eo aloha, nahafatifaty ery Ikalajolie.nay jerijeren’ny olona mifanena aminy fa mahasarika maso be hatsaran’ilay robe. ✨👑❤️

Outfit by TikomgBoutique 🌹

Mbola misy vitsivitsy dispo amty robe ty Raha mitady tenue élégante ho an'ny zanakao amin'ny anniversaire, fête, mariage na cérémonie ianao,
Aza misalasala mandefa message anay. ❤️
📩 Commande sy renseignements en message privé
📞 Contact : 034 19 913 95
📦 Livraison disponible

Bonne fête à toutes les Mamans, je vous souhaite à toutes la force et le courage pour toujours avancer, restez jolie, en...
31/05/2026

Bonne fête à toutes les Mamans, je vous souhaite à toutes la force et le courage pour toujours avancer, restez jolie, en pleine forme et toujours positive quoi qu’il arrive, soyez toutes une maman comblée comme moi
Passez une très bonne fête en famille Bisous mamibe daholo😘😘

29/05/2026

Tonga indray ilay robe maxi broderie anglaise tena ankafizinareo 🤍✨
Coton tsara kalitao, tena comfy sady classy 🌸
Disponible taille S • M • L
Prix : 85 000Ar

Ho an’izay mbola tsy nahazo tamin’ny arrivage te aloha 😉
Stock voafetra, mandefasa message na antsoy ny contact raha haka commande 🛍️

29/05/2026

Andriamanitra mihevitra ny vahoakany

Sal 8. 1-5 / Hira 171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 98

Isaia 44,1 - 5
1 Fa ankehitriny dia mihainoa, ry Jakoba, mpanompoko, sy ry Isiraely, izay nofidiko; 2 Izao no lazain'i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona*, izay nofidiko; [Jesorona dia anaran'ny Isiraely] 3 Fa handatsaka rano amin'izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin'izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin'ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin'ny terakao; 4 Dia haniry eny amin'ny ahitra tahaka ny hazomalahelo eny anilan'ny rano mandeha ireny. 5 Ny anankiray hilaza hoe: An'i Jehovah aho: Ary ny anankiray koa hankalaza ny anarana hoe Jakoba; Ary ny anankiray koa indray hanoratra amin*'ny tànany hoe: An'i Jehovah, Ary ny anarana hoe Isiraely dia hotononiny amim-panajana.[Na: eo amin']
Andriamanitra mihevitra ny vahoakany

1- Mifandray aminy mandrakariva

Anatın’ny fahoriana ny vahoaka. Nihevitra izy ireo fa nahafoy azy Andriamanitra. Eto anefa dia voaaporofo fa tsy mahafoy azy ireo Andriamanitra, ary mifandray amin’izy ireo hatrany ka antsoiny amin’ny anarana hoe ry « Jakoba mpanompoko » mihitsy mba hihaino azy. Manambara fifandraisana akaiky izany, sady maneho fa tsy manadino azy ireo velively Izy. Tsarovy fa tsy manadino na mahafoy antsika Andriamanitra na dia toa mamela antsika handalo zava-tsarotra izay mety ho vokatry ny fahotantsika aza, amin’ny fotoana sasany.

2- Mampanantena famonjena Izy

Mahatsapa ny tahotra sy ny fahorian’ny vahoakany Andriamanitra ka mampahery sy manome toky azy ireo hoe: « Aza matahotra » Mampanatena ihany koa Izy fa hamonjy sy hanavao ny fiainan’izy ireo. Izany no asehon’ny Teniny hoe « handatsaka rano amin’izay mangetaheta aho, ary riaka ho amin’ny tany karankaina ». Tsy ara-nofo sy materialy ihany no tiany hambara amin’izany fa ara-panahy ihany koa. Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana. Mampanatena famonjena ho antsika Andriamanitra, koa minoa ny Teniny izay tsy maintsy ho tanteraka.

3- Mitahiry ny taranaka ho avy

Ny fahotan’ireto zanak’Israely ireto no nahatonga an’ Andriamanitra namela azy ireo ho babo. Eto Andriamanitra dia milaza fa handatsaka ny Fanahiny amin’ny taranaka, ka hahatonga ireo taranaka ho resy lahatra sy hijoro vavolombelon’ny maha vahoakan’ Andriamanitra azy ireo, ary tsy hiala amin’izany. Zava-dehibe ny hananana taranaka matahotra an’Andriamanitra

Fanontaniana:

Mino ny fiainam-baovao omanin’ny Tompo ho anao ve ianao?

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiko.mg Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share