My N.I.A

My N.I.A Bienvenue chez My N.I.A 🥰🦋
Abonnez vous pour ne rien rater🤤🫶🏾
Merci deja🥹❤✨

Bonjour🥹 zareo ndray aloha no mahazo ilay cadeau kely aminity an🥹🤲🏻 manakaikikay ny marina ilay izy fa tsy hoe tena reo ...
12/12/2024

Bonjour🥹 zareo ndray aloha no mahazo ilay cadeau kely aminity an🥹🤲🏻 manakaikikay ny marina ilay izy fa tsy hoe tena reo mintsy😭😹🫠 du coup,mba miditra mp kely vous 2 svp🥹🤲🏻

08/12/2024

Fa maninona no 22 sy 23 ans daholo no teneninareo🤣...lavitra be kosa eu🥹

08/12/2024

Ndao tsika hanao jeu kely adaladala🥹😆 mba devineo kely hoe otrany aona ny admin(e) (mety ho firy tona,mety ho inona ny zavatra ho amidiny ato, mety mbola mianatra ve de aiza,mety aiza no mpetraka🤭) aza adino ny mi-mentionne amis fa izay mamarina na manakaikikaiky kely ny marina dia mahazo credit 500 avy aloha🥹

07/12/2024

Ela2 kely ndray no tsy tato fa nanomana rentree o🥹,, araka ny eritreritrareo dia mety otrany aona ny admin(e) 🤭🥴

04/12/2024

Bonsoir mbola misy tsy matory ve o🥹❤

04/12/2024

Bonjour les zamis🤭🎀❤... inona zao ny article heritreretinareo hisy ato aminy page😊🥰?

Bonsoir 🥹❤Ilay 1er lot ao aminilay lalao antsika ao ambany ao dia hoe izay be point indrindra aminy jeu d'interaction no...
03/12/2024

Bonsoir 🥹❤Ilay 1er lot ao aminilay lalao antsika ao ambany ao dia hoe izay be point indrindra aminy jeu d'interaction no mahazo azy 😊 ao aminy commentaire ny fomba fakana point ary o😊😚

🥳🎀GIVEAWAY D'OUVERTURE CHEZ MY N.I.A🥳🎀Profitez-en fa olona 3 be izao no ho  sarihana1er lot: short stylé (ho anizay maha...
03/12/2024

🥳🎀GIVEAWAY D'OUVERTURE CHEZ MY N.I.A🥳🎀

Profitez-en fa olona 3 be izao no ho sarihana
1er lot: short stylé (ho anizay mahazo point ambony indrindra ... interaction)😊
2e lot: crop bretelle vert armee (izay commentaire be reaction indrindra)😊
3e lot : credit 2.000ar( tirage au sort)😊

Tsotra ny fepetra🫶🏾😙:
✅Abonneo ny page My N.I.A
My N.I.A ny amis rehetra is'abonne aminy page ( alefa capture ao aminy commentaire ny otranireo aminy publication ireo)
✅Mentionnez vos amis
✅Partage mur public sy groupe public 5 misy anao😊

Cadeau bonus : brosse pour cheveux (ho anizay coup de coeur mandefa teny kely misy motivation ho anay)🥰🥹

Rehefa mipotra ny interaction no mivaly ny lalao🥰✅
Bonne chance🫶🏾😙

Address

Ampefiloha , Ankatso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My N.I.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share