Ba car

Ba car 👉 Boutique en ligne (vêtements & ) + Location voiture 7place avec chauffeur
✨ Votre style au quotidien, votre confort sur la route

mirary alahady sambatra 🥰
19/04/2026

mirary alahady sambatra 🥰

✨ Mandehana, Ankafizo ny dia! ✨🚗 Voiture 7 places avec chauffeurTolotra ho anao :➡️ Transfert manomboka amin’ny 80.000 A...
16/03/2026

✨ Mandehana, Ankafizo ny dia! ✨

🚗 Voiture 7 places avec chauffeur

Tolotra ho anao :
➡️ Transfert manomboka amin’ny 80.000 Ar
➡️ Fiara madio, confortable
➡️ Bien entretenue
➡️ Chauffeur calme sy expérimenté

Azo ampiasaina amin’ny :
✔️ Transfert
✔️ Voyage
✔️ Mariage (fanambadiana)
✔️ Batisa
✔️ Sortie familiale na événement

📞 Contact : 034 38 588 47

Indraindray tsy araka izay tianao ny fiainana.Misy fahoriana, misy fahadisoam-panantenana.Fa tadidio:Ny zava-tsarotra la...
13/03/2026

Indraindray tsy araka izay tianao ny fiainana.Misy fahoriana, misy fahadisoam-panantenana.

Fa tadidio:Ny zava-tsarotra lalovanao aniono mampatanjaka anao ho amin’ny ampitso.

Aza kivy…Mbola misy andro tsara miandry anao.

🚗 Tongava mitsidika sy mamantatra an’i Madagasikara! 🇲🇬Tsidiho ny tora-pasika, ny valan-javaboahary ary ireo toerana mah...
07/12/2025

🚗 Tongava mitsidika sy mamantatra an’i Madagasikara! 🇲🇬
Tsidiho ny tora-pasika, ny valan-javaboahary ary ireo toerana mahafinaritra indrindra miaraka amin’ny fiara madio, mahazo aina ary voakarakara tsara.

✨ Mandehana. Ankafizo. ✨

Tolotra ho anao :
➡️ Transfert manomboka amin’ny 100.000 Ar
➡️ voiture 7place avec chauffeur

Nos offres :
➡️ à partir de 100.000 Ar
➡️ Voiture 7 places avec chauffeur
➡️ Propre et confortable
➡️ Bien entretenue
➡️ Chauffeur calme et expérimenté
➡️ Azo ampiasaina amin’ny transfert, voyage ,mariage , (fanambadiana, batisa, f, sns.)

Contact : 📞 0343858847

Maika lava ve ianao ? Mety aminao ity tolotra ity . Fatana courant spiral 1000w simple feu 👉Tsy mandany courant 👉Tsy mif...
09/07/2025

Maika lava ve ianao ?
Mety aminao ity tolotra ity .
Fatana courant spiral 1000w simple feu
👉Tsy mandany courant
👉Tsy mifidy vilany
👉Mora masaka ny sakafo andrahoana azy
👉 Mazaka acourant tsara ,
👉Tsy mora simba
Efa natao mirary ny vidiny ka jirao am vidiny 25.000ar ato am Ba shop
Contact : 0343858847

Dispo Couleur noir🖤 et blanc 🤍Pt - 35à 39
01/07/2025

Dispo
Couleur noir🖤 et blanc 🤍
Pt - 35à 39

35.000ar misy couleur
28/06/2025

35.000ar misy couleur

❤️
18/06/2025

❤️

14/06/2025

Lunette lumineuse
Ataovy manjelatra ny 26juin anao ary e❤️
Jp en mp

Aiza ianareo mitsangatsangana ❤️Sa ao antrano ao ihany 🥰Tena mangatsika mamirifiry mihintsy 🤣
09/06/2025

Aiza ianareo mitsangatsangana ❤️
Sa ao antrano ao ihany 🥰
Tena mangatsika mamirifiry mihintsy 🤣

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ba car posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share