15/07/2025
"Tsy mila mitorotoro amin’ny fanasana lamba intsony ianao, izahay no manadio ho anao!. Avelao ny tananao hiala sasatra, omeo anay ny lambanao ho karakarainay.''
Aleo ny machine no miasa😀
Fanasana lamba anaty machine, vita amin’ny fomba matihanina, amin’ny vidiny mirary!"😋
🔁Misy “abonnement” ho an’ny herinandro, volana, na volana maromaro
Hiandraketanay ny fakana sy fanaterana lamba any an-trano ❤️.
👉"Lamba madio, maina tsara sady tsara pasoka !"
Manasa anao am-pitiavana hihiditra mp ho an'ny fanazavana fanampiny😋😋
👉 👉 Araho tsy tapaka ny page fa saody misy cadeaux tampoka2 fa miomana an..
J'aimeo ny page ri zareo an❤️🙏🏼