07/08/2025
ππ ππ CADEAU GRATUIT"ππππππ
savon beurre de cacao , natoraly hatrany , kalitao amin 'ilay tsara foana (premiΓ¨re qualitΓ© ).ππππππ
Ary ho fisaorana sy fiarahabana anareo, **atombotsika aminβny kilalao maimaimpoana** miaraka aminβny vokatra voajanahary ankafizinareo izay nalalanareo anay hatramin izay π
---
π§Ό **KILALAO SAVON AU BEURRE DE CACAO β GIVEAWAY** πππ
Ity ilay savony natoraly efa nahafaly nareo hatrizay π
Fa ankehitriny dia ataontsika fanomezana kilalao indray izy!
---
πΉοΈ **ahoana ary ny atao ra te hahazo:**
β
asio "j'aime"ny ity pejy "Mamia officiel"
β
Partageo aminβny mode **PUBLIC** ity publication ity
β
Mentioneo olona **3** aminβny commentaire
β
VALIO ity fanontaniana ity:
> β**milaza tombontsoa 2 azo aminβny fampiasana ny savon au beurre de cacao?**
π¬ soraty ao amin ny commentaire ny valin-teninao
π
**Fisarihana** ho anβireo olona **nahavaly tsara** ny zava-bitany:
ποΈ : alarobia 13 aogositra
π Ny anaranβny mpandresy dia havoakatsika eto am pejy ihany π
---
πΏ Raha mbola mitady vokatra mahafinaritra sy voajanahary, dia eto izahay miaraka aminareo indray π