Article Mode

Article Mode vente de sac, vêtements pour femmes et enfants

20/05/2026
14/05/2026

mahazo crédit Zai mahavaly voalohany anito ankamantatra ito
"mahita ny rehetra izy fa tsy misy mahita azy"

🔹𝗩𝗼𝗮𝗱𝗼𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗼𝘁𝗼 𝘃𝗮𝗼 𝘁𝗲𝗼 (𝟮𝟬𝗵𝟭𝟱), 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗸𝗮𝗶𝗸𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗣𝗵𝗮𝗿𝗺𝗮𝗰𝗶𝗲 𝗛𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 AnkorahotraMadama iray manao délire be voadonan'ny m...
13/05/2026

🔹𝗩𝗼𝗮𝗱𝗼𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗼𝘁𝗼 𝘃𝗮𝗼 𝘁𝗲𝗼 (𝟮𝟬𝗵𝟭𝟱), 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗸𝗮𝗶𝗸𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗣𝗵𝗮𝗿𝗺𝗮𝗰𝗶𝗲 𝗛𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 Ankorahotra

Madama iray manao délire be voadonan'ny moto vao haingana teo teny Tsiadana🇲🇬

Efa entina any amin'ny HJRA izy izao.
Iangaviana izay mahafantatra azy mba ho eny amin'ny hopitaly.
⛔Mba zarazarao azafady
Article Mode

13/05/2026

Tafandrimandry daholo o,ny Anjelin'ny Tompo anie hiaro antsika tsirairay avy🙏🙏🙏

Halatra zaza sy famonoana tao amin'ny Fokontany Andranofasika Manakara.🔪🔪Zazalahy 11 taona no saika nisy namono.Mody nat...
11/05/2026

Halatra zaza sy famonoana tao amin'ny Fokontany Andranofasika Manakara.🔪🔪
Zazalahy 11 taona no saika nisy namono.
Mody natao hoe andao hanaraka anay fa aty ny reninao mitady anao, sady notambazana vola 1000Ar.
Noentina tany amin'ny lalana mangingina ary efa raikitra kapoka sy ny tsindrona antsy teo amin'ny tendany no nisy fiara tsy nampoizina nandalo tampoka nanaitra ireo olon-dratsy ka nafahan'ilay zaza tafaporitsaka nilefa.
Mbola afaka nanazava tsara izy rehefa tonga tany antrano na dia efa nandady nohon'ny arerahana no nahitana azy farany.
Voalazany fa ny mpampiasan'ireo Raiamandreniny ihany ity saika hamono azy ity ary mipetraka akaiky eo ihany ( Gardien no asany raiamandreniny )
Tsy nisalasaka niverina nody tao antranony moa ilay olon-dratsy, nisy nahita izany ka taorin'izay dia tonga ny fokonolona sy zandary niara nisambotra azy.
Efa manaraka fitsaboana ilay zaza ary efa eo ampelatananany manam-pahefana ny raharaha.
Samia mailo.💫🙏 🙏

11/05/2026

Mirary herinandro mahafinaritra sy feno fahombiazana ho antsika rehetra indray,samy ho tahiana amzay atao rehetra ❤️🙏🙏

Tantara kely “Tsy rava ny tokantranoko… fa saika rava ny foko.”Tsy hoe tsy mifankatia izahay mivady…fa nisy zavatra nano...
10/05/2026

Tantara kely
“Tsy rava ny tokantranoko… fa saika rava ny foko.”

Tsy hoe tsy mifankatia izahay mivady…
fa nisy zavatra nanomboka nampangatsiaka ny fitiavanay tsikelikely.

Tsy nisy ady be.
Tsy nisy daroka.
Tsy nisy fitaka.

Fa nisy fahanginana.

Rehefa hariva, samy reraka.
Samy tsy te hiresaka intsony.
Samy milaza hoe “aleo rahampitso.”

Indray andro aho, nipetraka irery teo am-pandriana…
nandinika an’ilay efitra,
nefa toa tsy nisy fiainana intsony tao an-trano.

Tonga ilay vadiko, tsy niteny be…
fa naka “chargeur”, naka “téléphone”…
dia niarina handeha hivoaka.

Dia niteny aho hoe:

“Ho aiza indray ianao?”

Tsy tezitra izy…
fa namaly fotsiny hoe:

“Mbola tsapanao ve hoe mpivady isika?”

Tsy nahateny aho.

Satria marina ny navaliny ahy…

✅ Miray trano izahay… nefa tsy misy fitiavana tsapa intsony.
✅ Mipetraka an-trano iray… nefa toa vahiny.
✅ Mifampiresaka… fa tsy mifandray ny fo.

Tamin’io fotoana io aho no nahatsapa fa…

Indraindray tsy ny fahasarotana no mandrava tokantrano… fa ny tsy karakaraina.

Dia nisy zavatra tsy nampoiziko nitranga.

Niverina izy, nitondra zavatra kely:
taratasy iray.

Hoy izy tamiko:

“Nanoratra aho… satria rehefa miteny aho dia toa tsy heno.
Fa ity no tiako ho fantatrao:
Tsy te hiala aho… te hiverina.”

Teo aho vao nitomany.

Satria vao mainka hitako hoe…

✅ Harena be ny manana vady mbola te hanarina, fa tsy te handositra.
✅ Harena be ny fitiavana mbola miezaka, na dia maratra aza.
✅ Harena be ny fiverenana amin’ny “isika”, fa tsy miaina amin’ny “izaho”.

Ary teo no niverina niaraka nivavaka indray izahay 2 tamin'ny vavaka tsotra hoe:

“Jesosy ô… avereno ny fitiavanay roa ato antokatranonay mivady ity.
Ampianaro izahay hifampiresaka indray, hifamela, hifankahazo.”

Tsy hoe tonga dia “perfect” tampoka ny zava-drehetra…
fa hatramin’io andro io,
tsy dia ela intsony ny fahanginana ao an-tranonay.

Fa isaky ny manomboka mangatsiaka izahay,
dia tsaroanay hoe:

Tsy ady no mandresy… fa fitiavana tarihin’i Jesosy.

📌 Hafatra ho

09/05/2026

BOOST PAGE GRATUIT 💯
❌izay miabonner ny pageko dia ataoko ko fa soraty fotsiny hoe ⚡ retour faite ⚡dia ataoko
🇷🇺andao Ary o💪

Tranga niseho teny amin’ny Rasalama teny. Nirehitra ilay fiara iray dia nihitatra teo amin'ilay fiara teo akaikiny. Mbol...
09/05/2026

Tranga niseho teny amin’ny Rasalama teny. Nirehitra ilay fiara iray dia nihitatra teo amin'ilay fiara teo akaikiny. Mbola tsy voafaritra mazava ny antony nahatonga ny loza

Address

Mahavoky
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Article Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share