Art Mikolo

Art Mikolo « Nous confectionnons vos satisfactions »

Art Mikolo participe au Fashion Show 4ème édition 2026 organisé par IKATA Agency. Rendez-vous le Samedi 20 juin ..
29/05/2026

Art Mikolo participe au Fashion Show 4ème édition 2026 organisé par IKATA Agency. Rendez-vous le Samedi 20 juin ..

06/10/2025

8 taona lasa izay ..

15/08/2025

Passez nous voir au bazar de la SADC à Enara Tsarasaotra. On vous attend au stand 41 !

« Mpanjaitra koa maninona no mianatra ? »Teny azoko avy amin’ny mpampianatra ahy fony tany amin’ny fanabeazana fototra i...
19/04/2025

« Mpanjaitra koa maninona no mianatra ? »

Teny azoko avy amin’ny mpampianatra ahy fony tany amin’ny fanabeazana fototra io.

Efa tao anatiko hatrizay ny zaitra, nandova izany avy amin’ireo renibeko (na avy amin’ny dadako na avy amin’ny reniko) aho izay nivelona tamin’ny zaitra avokoa. Ary efa hatramin’ny fony fahakely dia « Mpanjaitra » no nosoratako tanaty « fiche individuelle » tany am-pianarana, izay nampiomehy ny mpampianatra ahy ka nilazany ahy io teny eo ambony io.

Tsy nanakana ny nofiko anefa izany fa natomboko t@ fanjairana akanjo ho an’ny saribakoly. Rehefa nahavita ny fianarako tamin’ny ambaratonga faharoa aho dia notohizako tamin’ny fianarana zaitra izany. Ny taona 1985, nanapa-kevitra ny hitondra izany nofy izany ho amin’ny tontolo arak’asa aho. Nohatsaraina hatrany ny zavatra vita ka dia nanao « perfectionnement » momba ny zaitra ny taona 1991. Nitombo ny faniriana ka dia nianatra momba ny gestion, commerce international, entrepreneuriat, leadership, design sy stylisme ihany koa. Ary efa nikarakara filatroana roa nampirantiana ny sangan’asa. Voaantso tamina défilé maromaro ihany koa tany ivelany.

Ny zavatra tsapa tanatin’ny lalana nolalovana dia noraisina ho ambanin-javatra ny zava-bita Malagasy, ka izany no noentina ho hery sy tosika ho amin’ny fivoarana hatrany.

Mbola tsy tapitra ny lalana fa ny tiana ho ampitaina dia ny hoe « Ny talenta rehetra avy amin’Andriamanitra dia azo ivelarana avokoa rehefa hikirizana sy hifikirana, ary tsy azo ambaniana ».

Holiarisoa Rakotovololona

Combinaisons palazzo et robe (en coton et lin), parfaites pour un look chic. Disponibles en taille L. 📸 : IKATA AgencyEn...
09/03/2025

Combinaisons palazzo et robe (en coton et lin), parfaites pour un look chic. Disponibles en taille L.

📸 : IKATA Agency

Envoyez-nous un message privé ou contactez-nous directement au 0346181393 pour passer votre commande.

Ensemble en soga, parfait pour la saison ! Le haut se distingue par un élégant style en voile sur les manches et le col....
09/03/2025

Ensemble en soga, parfait pour la saison !
Le haut se distingue par un élégant style en voile sur les manches et le col. Disponible en taille XL.

📸 : IKATA Agency

Envoyez-nous un message privé ou contactez-nous directement au 0346181393 pour passer votre commande.

Élégante robe style Gasy, parfaite pour allier tradition et modernité. Haut en tissu « Notenomina », offrant une touche ...
09/03/2025

Élégante robe style Gasy, parfaite pour allier tradition et modernité. Haut en tissu « Notenomina », offrant une touche authentique. Taille L, idéale pour un look chic.

📸 : IKATA Agency

Envoyez-nous un message privé ou contactez-nous directement au 0346181393 pour passer votre commande.

Quelques photos des mannequins d'Ikata habillés avec nos créations.✨
14/01/2025

Quelques photos des mannequins d'Ikata habillés avec nos créations.✨

06/01/2025

Un grand merci à Ikata pour l’invitation à célébrer son 1er anniversaire✨

Découvrez ces vêtements en soie en visitant notre point de vente au CENAM 67 Ha (Pavillon 27)

Nous vous adressons nos meilleurs vœux pour cette nouvelle année avec ces photos des Mister Champions vêtus de nos créat...
04/01/2025

Nous vous adressons nos meilleurs vœux pour cette nouvelle année avec ces photos des Mister Champions vêtus de nos créations 😊

Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art Mikolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share