06/04/2026
⚡ Débutant ve ianao?
Maniry iasa amin'ny call anefa matahotra?
Ho anao ity tolotra ity🎉
💐Impulse formation dia afaka manampy anao sy manoro amin'ny :
🚨 Fiatrehana entretien
🚨 Famolahana ny "français parlé"
🚨 Fampahalalana anao ny rehetra momba ny tontolon'ny Call center
📓 Mampanao formation ihany koa izahay mba hanavanana anao amin'ny asa izay ho atrehana
🎉 Manampy anao amin'ny famoronana CV
Raha liana ianao de aza misalasala mandefa hafatra miafina