25/01/2026
Ampitomboy ny hatsaran’ny tranonao 🏡
Ity étagère moderne ity dia:
✔ Vita tanan’olona
✔ Vy matanjaka sy maharitra
✔ Endrika simple & classe
✔ Mety amin’ny salon, chambre, cuisine, bureau
📐 Habe sy refy azo amboarina
🎨 Loko araka ny fangatahana
🌿 Mety hapetraka:
– Zavamaniry
– Boky
– Décoration
– Parfum sy accessoire
💯 Asa tanana Malagasy – kalitao azo itokisana
📦 Manaiky commande
🚚 manao livraison sady manao réparation ☺️
📩 alefaso mp ny commande