29/04/2025
Salama daholo indray!!! 👋🏻
❌ Liquidation Haut stylé , prêt à porter ❌
Efa nahazo bahana tsara daholo angamba e? 😀 Sady efa manomboka mangatsiaka ny andro an! 🥶
Ho liquider-tsika any ireto fa efa manomana zavatra tsara be izahay hitsenana ity ririnina ity... 😅
❌GRATUIT rehefa mandoa 10.000ar ianao❌ 😜
Ataotsika 10.000ar ny iray, nefa hauts stylés sy à la mode be daholo ary prêts à porter... 🤌🏻
👉🏻Alefaso JP sur commentaire dia confirmation en MP...