19/03/2026
๐๐ง๐ฎ๐ผ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐๐
๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐น๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐
Fa maninona no vitsy dia vitsy ny mifampiarahaba hoe tratrin'ny taona vaovao malagasy noho ny taona vaovao civil? Fa maninona no tsy malaza be otran'ny taona vaovao civil ny taona vaovao malagasy?๐ค
Raha taona vaovao civil izao efa mi-poster "bonne annรฉe" daholo ny olona rehetra๐ช
Andao hifampirary soa ao amin'ny commentaire ao isika ๐