11/01/2026
Bonsoirr tout le monde ❤️
Tena am-pifaliana be no ilazako aminareo fa efa disponible indray ilay deuxième lot an'ny savony vita avy amin'ny oditr'akondrontsika anh🥰
Ho anareo rehetra izay tsy nahandry sy izay tapaka traitement teo aloha noho ny fahatarana, miala tsiny indrindra fa izao dia efa vita soamantsara ilay production !
🍌 Ireo soa entin’ny savony hoditr’akondro ho an’ny hoditra :
✨ Mampalandina sy manalefaka ny hoditra
Ny hoditr’akondro dia manampy amin’ny fanamandinana sy fanalefahana ny hoditra, ka tena ilaina ho an’ny hoditra maina sy mitaky fikarakarana manokana.
🌟 Mampamirapiratra ny hoditra
Ahitana vitamina A, C, ary E, izay manampy amin’ny fanamiana ny lokon’ny hoditra sy fanomezana famirapiratana, hahatonga azy ho mangirana, madio ary salama.
🧼 Manadio sy miady amin’ny tasy
Mampihena tasy, mony, ary loto amin’ny mason-koditra noho ny antioxydants sy antibactériens voajanahary ao anatiny.
Manampy koa amin’ny fampihenana ny menaka be loatra amin’ny hoditra.
🩹 Mamerina ny hoditra amin’ny laoniny & manala vakivaky
Ny fanosorana azy amin’ny faritra vakivaky dia manampy amin’ny fanakatonana sy fanasitranana an’ilay fery kely, ka mamerina ny hoditra ho amin’ny laoniny.
💧 Manalefaka fery kely sy mangidihidy
Mampitony hoditra marary, noho ny akora manasitrana voajanahary ao aminy.
👶 Mety amin’ny hoditra marefo
Satria 100% voajanahary ny akora ampiasaina, dia mety amin’ny karazana hoditra rehetra, eny fa na dia ireo hoditra marefo aza.
Afaka manao commande daholo ianareo rehetra 🧼✨
➡️ Contact : 038 68 497 18
🚚 Livraison: partout à Madagascar 😇
C’est avec une grande joie que je vous annonce que le deuxième lot de nos savons à base de peaux de bananes est enfin disponible 🥰
Un immense merci pour votre patience, et toutes mes excuses à ceux dont le traitement a été interrompu à cause du re**rd. Tout est maintenant prêt, et vous pouvez passer vos commandes dès aujourd’hui!
Voici les principaux bénéfices de l'utilisation du savon:
🍌 Hydratation naturelle
Les peaux de banane aident à hydrater et adoucir la peau, idéale pour les peaux sèches ou ternes.
✨ Éclat du teint
Riche en vitamines A, C et E, ce savon aide à illuminer la peau, uniformiser le teint et lui redonner de la vitalité.
🧼 Action purifiante et anti-acné
Les antioxydants et composés antibactériens naturels de la peau de banane peuvent aider à :
- Réduire les imperfections et les boutons
- Nettoyer les pores
- Réguler l’excès de sébum
❤️🩹 Renouvellement de la peau et cicatrisant:
-L'application de ce savon aide à éliminer les crevasses au niveau de la peau et renfermer les petites plaies.
🌿 Effet apaisant
Il calme les inflammations légères, démangeaisons et peut soulager les petites irritations cutanées.
👶 Convient aux peaux sensibles
Formulé sans produits agressifs(formulation avec seulement des peaux de bananes et colorant naturel), il est généralement doux pour tous types de peaux, même sensibles.
📞 Contact : 038 68 497 18
🚚 Livraison partout à Madagascar
Merci pour votre confiance et votre soutien ❤️