Pallette & Passion

Pallette & Passion 🛍️ Mivarotra entana isan-karazany
💰 Vidiny mirary ho an’ny rehetra
🎁 Promo sy offre isan’andro
📲 Commande: message privé

☎️0389931864

17/05/2026

Coms tsara vitana asiko ❤️

17/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Aroniala Ishanah, Rak Nomena Fitia, Anjatïana Erica, Eliah Fenontsoa, Romi Nah, Fye Faliãna, Soa Soa, Santatriniaina Rhayan, Arotiana Harivony, Ericka Raholiarisoa, Léa Fanouh, Stella Andrianarison, Swerdna ィ, Rtv Neriah, Sarobidy Rdm, Alisoa Alisoa, Nirina Rasoamahefa, Tsouh Myah, Irinah RH, Pou Nii

Bonsoir 🥰 mazoto ve nareo @ reto etana reto ki mes chéries ❤️ ataotsika live mafana😆
16/05/2026

Bonsoir 🥰 mazoto ve nareo @ reto etana reto ki mes chéries ❤️ ataotsika live mafana😆

𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐋𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐀𝐋𝐘 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐊𝐎𝐑𝐘 𝐈𝐀𝐍𝐀𝐎Ny olona mpamadika, mbola hovadihan’olona koa.Ny olona mpandainga, mbola handaingàna ko...
15/05/2026

𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐋𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐀𝐋𝐘 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐊𝐎𝐑𝐘 𝐈𝐀𝐍𝐀𝐎

Ny olona mpamadika, mbola hovadihan’olona koa.
Ny olona mpandainga, mbola handaingàna koa.
Ilay nampitomany anao, mbola hampitomanin’olona.
Ilay nanimba anao, mbola hosimbain’olona.
Ny olona nanao ratsy anao, mbola hanaovan’olona ratsy koa.

Tsy misy mandeha eto an-tany tsy nandray ny vokany izany.

Hitanao io ravin-kazo na voankazo efa simba eny ambony ireny ?
Tsy mila halatsakao akory iny vao milatsaka, fa latsaka ho azy rehefa tonga ny fotoanany.

Ny Andriamanin-tsika tsy mamaly ratsy, fa mamerina aminao izay nataonao fotsiny satria " izay afafinao ihany no hojinjainao"

Noho izany, tsy mila mamaly akory ianao.
Miverina aminy ihany izay ataony na ho ela na ho haingana

Samy mijinja izay nafafiny daholo ny olona rehetra na amin'ny tsara na amin'ny ratsy.

Na ny Baiboly aza dia milaza hoe :
“Izay namafy rivotra, hijinja tadio.”

Réussir avec Martin

Bonjour 🥰 alefako 60000ar au lieu de 100000ar
15/05/2026

Bonjour 🥰 alefako 60000ar au lieu de 100000ar

15/05/2026

Peignoir 🥰 tianareo ve??

tandammm 🎉 arabaina ki Neny a 🥰 izy no tsara vitana nahazo ilay cadeau 🎁 araho hatrany ny page fa mbola maro be no ho za...
13/05/2026

tandammm 🎉 arabaina ki Neny a 🥰 izy no tsara vitana nahazo ilay cadeau 🎁 araho hatrany ny page fa mbola maro be no ho zaraina ho any abonné ato a📢

13/05/2026

Bonjour 🥰 ataoko tirage aveo ilay lalao tsika farany iny a🎁

Jp Zaza 🥰 mila abonné ato  fotsiny ✔️Olona 1 tsara vitana misitraka azy 🎁Partage aza adino a😍
11/05/2026

Jp Zaza 🥰 mila abonné ato fotsiny ✔️
Olona 1 tsara vitana misitraka azy 🎁

Partage aza adino a😍

Mbola Dispo ito canapé ito kia a🥰 alefako mora be fa alaivo 🙏
11/05/2026

Mbola Dispo ito canapé ito kia a🥰 alefako mora be fa alaivo 🙏

Bonjour les filles 🥰 reto ki mbola dispo ho any izay mbola tsy nahazo a🔥Midira mp
11/05/2026

Bonjour les filles 🥰 reto ki mbola dispo ho any izay mbola tsy nahazo a🔥
Midira mp

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pallette & Passion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share