09/07/2026
โจ Conseil Mode #1 | Ny loko tsy mety diso miaraka! ๐๐
Indraindray dia tsy mila akanjo lafo vao mijery tsara. Ny fitambaran'ny loko no mahatonga ny endrikao ho madio sy รฉlรฉgante.
๐ค Fotsy + Jean manga = Tsotra nefa classy.
๐ค Mainty + Beige = Chic sy manara-penitra.
๐ค Marron + Crรจme = Mafana sy รฉlรฉgante.
๐ Bleu marine + Blanc = Madio sy matihanina.
๐ก Tadidio: Rehefa mifanaraka tsara ny loko dia vao mainka misongadina ny hatsaranao sy ny fitafianao.
๐ Ary ianao, iza amin'ireo fitambaran-loko ireo no tena tianao? Sa misy combinaison hafa tianao? Zarao ao amin'ny commentaires! ๐ฌ
โค๏ธ Araho ny Mireille Fashion and Glow raha mila astuces beautรฉ sy conseils mode isan'andro.