22/07/2026
🌷🌼Parfum Classe,Élégante🌺🌼
🎁🎀Raha te Hanana fofona miavaka,manintona,mambabo ianao na koa te hanome fanomezana ho an'ny namana,olon_tina ,eny fa na dia tenanao ihany koa anie mendrika an'izany e.safidio iza @ ireto karazana parfum ireto no mety aminao 🤎🌺
💰Ny Prix efa misoratra ambany sary tsirairay 💰
😍Ny design aloha dia tena tsara daholo ,tena hoe au top 😍
🌷Ny fofony tonga dia tsy lazaina intsony 👌
✨100ml parfum antsika
✨longue tenue ihany koa😍
Stock limité fa alefaso mialoha commande 😋