20/01/2025
Pince à Vaisselle en Acier Inoxydable - Anti-Dérapante & Thermique
Pince à Vaisselle amin'ny Acier Inoxydable miaraka amin'ny fonction anti-dérapante sy isolée en silicone, mety amin'ny fanalana zavatra mafana sy fitaovana an-dakozia. Manampy amin'ny fiarovana ny tanana mba tsy ho may .
Vidiny : 10.000 AR izy 2 (2 pièces)
Livraison : Antananarivo sy faritra
Contact : 034 98 937 09 / 032 25 170 88
Aza adino, mividiana anio!