05/06/2026
🚨🚨 FANAMARIHANA MAIKA - MBA ZARAO BE DIA BE AZAFADY 🚨🚨
Mampandre ny rehetra izahay fa nisy nipiraty ny pejy Facebook taloha anay, ka tsy izahay intsony no mitantana azy amin'izao fotoana izao.
⛔ Aza manao commande, paiement na fifanakalozana amin'ilay pejy voajirika.
✅ Ny sary faharoa ihany no PAGE OFFICIEL an'ny ERIC création amin'izao fotoana izao.
🙏 Mangataka aminareo izahay mba: ✔️ Hanao Partage maximum ity publication ity. ✔️ Hanasa ny namana sy ny mpanjifa hanaraka ny pejy officiel. ✔️ Hampandre izay rehetra mety mbola manaraka ilay pejy voajirika.
Misaotra indrindra anareo rehetra amin'ny fanohanana sy ny fitokisana hatrany. ❤️
🙏