By Mabelle

By Mabelle Boutique en ligne

By Mabelle dia manolotra anao
- robes tendance
- haut stylé
- short
- pantalon
- kiraro
- accessoires
- akanjo an'ankizy
-...
Mode et accessoires tendance à petit prix
Livraison rapide & soin assuré disponible manerana an'i Madagasikara

23/02/2026

Le manahoana no metimety aminareo 😅

20/02/2026

Le manao ahoana no metimety aminareo 😅😂
Mitohy hatrany ny promotion antsika tous à 10000ar
manasa anao itsidika ny pejy izay mety aminao

03/12/2025

🤩✨Fihenam-bidy goavana amin'izao faran'ny taona izao✨

% 🤩

Raha tokony ho 25.000ar dia omenay 20.000ar monja ny robe iray

👉ie 20.000ar ny iray

Aza misalasala ary mifandray amin'ny Mp raha misy mety aminao e

Coucou les amis 😘😍Mbola ato ireto   tsara loatra ireo ary alefa mora be satria 20.000ar fotsiny👉Mandraisa anjara dia   n...
28/11/2025

Coucou les amis 😘
😍Mbola ato ireto tsara loatra ireo ary alefa mora be satria 20.000ar fotsiny
👉Mandraisa anjara dia ny pejy❤️

27/11/2025

👗✨ Collection vaovao ho anao amin zao andro mafana izao

20.000ar ny iray

😍Tia vokatra tsara sy mora ianao hianao?
'araho' na -o ny pejy 👍 dia ho hitanao izany isaky ny misy Arrivage sady ho afa-po hianao

😍Tena   anie e😍Natokana ho antsika   M sy S indray ireto e20.00ar ny iraySady   no   beHiazakazao aingana sao taraAsaina...
26/11/2025

😍Tena anie e😍
Natokana ho antsika M sy S indray ireto e
20.00ar ny iray
Sady no be
Hiazakazao aingana sao tara

Asaina koa hianao hijery ny catalogue-nay fa misy details betsaka ao: https://wa.me/c/261337503700

25/11/2025

Tsy mitsahatra manome ny tsara indrindra ho anareo izahay❤️
😍Indro tsara be👉vidiny tokana : 20.000ar afaka miditra Mp pour commander na iresaka aminay

22/11/2025

Aiza isika fa mbola disponible ity tolotra manokana ity a
: 10.000ar ny iray izany hoe lasa 3 ny 20.000ar

👉Araho hatrany ny pejy
-vous 🙏

Iza ilay mbola tsy nahazo?😍👉10.000ar ny iray nefa raha maka 2 dia mahazo iray izay tinao iany👍Aza adino ny manao j'aime ...
21/11/2025

Iza ilay mbola tsy nahazo?😍
👉10.000ar ny iray nefa raha maka 2 dia mahazo iray izay tinao iany

👍Aza adino ny manao j'aime na suivre ny page 🙏

20/11/2025

😍Vokatra vaovao 😍
VIP 👜
120.000ar

Iza ilay manana zaza mahafatifaty kely ireny o😍Akanjon'ankizy indray ary e😍Tonga dia ensemble30.000ar izy ambony ambany ...
18/11/2025

Iza ilay manana zaza mahafatifaty kely ireny o

😍Akanjon'ankizy indray ary e😍
Tonga dia ensemble
30.000ar izy ambony ambany io

✨Araho hatrany ny pejy ahazoanao maharaka ny zava-baovao rehetra✨

👉Abonnez-vous 👍🙏

✨Arrivage   VIP✨😍Iza ilay mitady poketra tsara be👜✅120.000ar✅Vaovao mbola mifono sachet✅Manao livraison izahay👉Aza adino...
17/11/2025

✨Arrivage VIP✨

😍Iza ilay mitady poketra tsara be👜

✅120.000ar
✅Vaovao mbola mifono sachet
✅Manao livraison izahay

👉Aza adino -vous 👍🙏

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 22:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Mabelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share