08/06/2026
🦋 𝐇𝐞𝐥𝐥𝐨 𝐦𝐞𝐬 𝐥𝐨𝐮𝐥𝐨𝐮𝐬 🦋
Ela ela ve izahay ? Aza miala aloha nareo fa Hisy live grand destockage eto @ Page @ mercredi après-midi dia aza tara ary ooo 🥰 Inviter-o daholo ny namana dia partager-o any @ groupe rehetra misy anareo io Live io fa hisy fizarana cadeau amin’io an 🥰 Dia hahazo fahafaham-po daholo ko ianareo satria prix cadeau be daholo ny amin’io ❤️❤️
Bonne journée ary oh 💋