11/08/2026
๐ชท ๐๐๐ฟ๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐ผ๐๐ผ-๐๐๐๐ฝ๐ผ ๐ชท Hagamainty Crรฉation
"Rehefa madio ny vatana sy fanahy dia misokatra ho anao ny fahasoavana ara-piainana "
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ Ny Fidiovana ara-pomba dia fitaovana ampiasaina anadiovana vatana sy fanahy aminy alalan'ny zavamaniry voajanahary mba hampisondrotra hasina sy hery ,hampifandanja ny tenanao amin'ny tontolo manodidina azy.
๐ Hatramin'ny andron'ny ntaolo dia efa nampiasaina izy io ho mariky ny fanavaozana, ny fanadiovana ary ny fiomanana amin'ny dingana vaovao eo amin'ny fiainana . Ka izay mivonona androso sy te hahalala ny momba ny tenany,ampandroso ny tenany dia midio ara-pomba aminy fitaovana matianina.
๐ Avy aminy akora ara-boajanahary daholo ny vokatra . Ny natiora mantsy dia mitahiry hery sy hasina lalina, ary ireo zavamaniry voafantina ato anatin'ity vokatra ity dia maneho izany lova sarobidy izany ho mandrakotra ny fiainanao .
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ฟ Ny maha zava-dehibe azy
Indraindray ny fiainana dia mitondra havizanana, tebiteby ary fahatsapana mavesatra ao anaty . Ny tahotra ny tsy ahomby, tahotra ny tsy ahazo vokatra
Ny fidiovana ara-pomba dia manitsy ireo sehatra ara-pomba ,ara-panahy ,ara-tsaina aminao mba :
๐ hiverenana amin'ny fitoniana aminao
๐ ampisondrotra ny hasina sy hery
๐ hanavaozana ny saina sy ny fo,
๐ hanamafisana ny fifandraisana amin'ny natiora,
๐ ary hanandratana ny maha izy azy ny tena
Eo ampidiovana ianao dia mahatsapa fiavaozana sy fitoniana ary misarika anao ho tompon'andraikitra feno satria ny herinao sy Zanahary no mifandray tsy misy elanelana intsony .
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ฑ Akora voajanahary voafantina tsara
๐ฑ Vokatra vita tanana amim-pitandremana
๐ฑ Manampy amin'ny fiainana anaty tontolo milamina sy feno fitoniana ary fahatsapana lalina
๐ฑ Mamoha lalana aminy fifandraisana amin'ny natiora sy ny tontolo ara-panahy
๐ฑ Tsara ampiasaina amin'ny fotoana manan-danja sy ny fombafomba samihafa
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ฐ Vidiny: 25 000 Ariary / livraison gratuite
๐ฉ Raha te hanafatra na mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra manokana aminy fampiasana sy fitahirizana ny hasina entiny.
๐ฟ Hagamainty Crรฉation ๐ฟ
Voajanahary iara iaina aminy natiora isika ,tsy mifanilika fa mifanohana mba hiaraka hisandratra .