16/05/2026
🇲🇬❌️TSY FANONTANY, TSY FIRESAKA AMIN'NY OLONA IRETO:
- Tsy fahalalampomba ny manontany karama
- Tsy fahalalampomba ny manontany: rahoviana ihany no hanambady
- Tsy fahalalampomba ny manontany: rahoviana ihany no miteraka
- Tsy fahalalampomba ny miteny: toa lasa nivoraka be, toa lasa mahia kely
- Tsy fahalalampomba ny miteny: anga lasa mivarotena no manao an'izao?
- Tsy fahalalampomba ny....
Malagasy ve ianao