Ma-Manja

Ma-Manja Ndao hianjaika, ndao ho Ma-Manja! 😉🥰
Afaka entina mampinono daholo ny akanjo ato aminay o! 😁

˙·٠•●♥ Ƹ̵̡Ӝ̵̨̄Ʒ ♥●•٠·˙˜”*°•. Ma-Manja .•°*”˜˙·٠•●♥ Ƹ̵̡Ӝ̵̨̄Ʒ ♥●•٠·˙Manasa anao hamaky tsara ny Conditions Générales de Ve...
26/02/2025

˙·٠•●♥ Ƹ̵̡Ӝ̵̨̄Ʒ ♥●•٠·˙˜”*°•. Ma-Manja .•°*”˜˙·٠•●♥ Ƹ̵̡Ӝ̵̨̄Ʒ ♥●•٠·˙

Manasa anao hamaky tsara ny Conditions Générales de Vente (CGV) mialohan'ny zava-drehetra ☺

👗 Izay mandefa confirmation any anaty MP voalohany, manome ny contact sy ny toerana hanaterana azy no mahazo ny entana. Afaka manontany izay tianao rehetra koa anefa ianao mialohan'ny hanaovana confirmation mba ho afa-po tsara 😁

👗 Tsy mbola misy boutique izahay, ka sitrakay raha aterina avy hatrany ny entana. Raha toa ka ianao no hanao récupération, dia iangavianay handefa avance mobile money vao mitazona entana ho anao izahay. Raha toa tsy nametraka avance nefa nilaza hoe hanao récupération, dia mety ho lasan'olona hafa izany ny entana raha izy no manao confirmation voalohany ka hoe aterina na nametraka avance izy.

👗 Hatreto dia ny eto Antananarivo ihany aloha no afaka anaovanay livraison.

👗 Ny entana efa lafo dia tsy azo averina na soloina intsony. Manasa anao izahay mba hijery tsara ny entana dieny mbola eo ny mpanatitra azy. Rehefa lasa izy dia tsy azo averina intsony ny entana. Raha toa ka mbola eo ny mpanatitra ka tsy mety aminao ilay izy, dia tsy maintsy aloha foana ihany ny saran'ny livraison.

Mandroso ary ho Ma-Manja e!

˙·٠•●♥ Ƹ̵̡Ӝ̵̨̄Ʒ ♥●•٠·˙˜”*°•. Ma-Manja .•°*”˜˙·٠•●♥ Ƹ̵̡Ӝ̵̨̄Ʒ ♥●•٠·˙

Ndao hianjaika, ndao ho Ma-Manja! 😉🥰Afaka entina mampinono daholo ny akanjo ato aminay an! 😁
25/02/2025

Ndao hianjaika, ndao ho Ma-Manja! 😉🥰
Afaka entina mampinono daholo ny akanjo ato aminay an! 😁

Mamans o, mbola mampinono ve? Ndao hianjaika, ndao ho Ma-Manja! 😉🥰Afaka entina mampinono daholo ny akanjo ato aminay o! ...
24/02/2025

Mamans o, mbola mampinono ve? Ndao hianjaika, ndao ho Ma-Manja! 😉🥰

Afaka entina mampinono daholo ny akanjo ato aminay o! 😁

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma-Manja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share