Avo Lenta

Avo Lenta πŸ“ž033 05 588 12
πŸ“ž034 05 588 12

Bonjour πŸ₯°Tsy hitahita fa nanomana zavatra tsara ho anareo πŸ₯°Amin’izao ankatoky ny asaramanitra izao ary dia ireto ny arri...
22/06/2025

Bonjour πŸ₯°
Tsy hitahita fa nanomana zavatra tsara ho anareo πŸ₯°
Amin’izao ankatoky ny asaramanitra izao ary dia ireto ny arrivage misy ato aminay, sady mety be entina manao vacance any amorontsiraka any koa ireo a 😍😍
Vrai verre hatrany ny antsika a ✌️✌️
πŸ’΅ 95.000ar

πŸ“ž 033 05 588 12
πŸ“ž 034 05 588 12
Tsindrio ny sary dia mipoitra ny mombamomba ny tsirairay avy β™₯️

Miarahaba antsika rehetra ô! 😊Ireo indray ary ny azo aroso antsika 😍😍Tsara be daholo fa safidio izay tiana dia apetrao n...
03/06/2025

Miarahaba antsika rehetra ô! 😊
Ireo indray ary ny azo aroso antsika 😍😍
Tsara be daholo fa safidio izay tiana dia apetrao ny fanontaniana 😁
Afaka mividy maro ihany koa raha toa ka sahirana @ safidy a πŸ˜ƒ
πŸ’―πŸ”₯RAY-Ban MADE IN ITALY πŸ”₯πŸ’―
Vrai verre πŸ‘ŒπŸ‘
Sady aron’ny rivotra io no lamoady entina maka sary manditra ny Pentecote πŸ₯°πŸ₯°
Vidiny tsy miova fa 95.000ar daholo 😱
πŸ“ž033 05 588 12
πŸ“ž034 05 588 12
Vente en ligne πŸ˜‰
Tsindrio ny sary dia mipoitra ny detail tsirairay 😍

Bonjour 😊Ireto indray ary ny manaraka e πŸ₯° misy ho entina maka sary sy mibikabika @ fetin’ny Pentekosta πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ™ˆRay-ban MADE i...
31/05/2025

Bonjour 😊
Ireto indray ary ny manaraka e πŸ₯° misy ho entina maka sary sy mibikabika @ fetin’ny Pentekosta πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ™ˆ
Ray-ban MADE in ITALY πŸ™ŒπŸ’―
Vrai verre πŸ‘ŒπŸ‘
Prix πŸ’΅ 95.000ar
πŸ“ž033 05 588 12
πŸ“ž034 05 588 12
==> kitihana ny sary dia miseho ny dΓ©tail tsirairay

Zava-baovao sady tsara hatrany no atolotra anareo 😊Ray-Ban Made in ITALY πŸŽ‡Aza misalasala manontany fa vonona hanome faha...
28/05/2025

Zava-baovao sady tsara hatrany no atolotra anareo 😊
Ray-Ban Made in ITALY πŸŽ‡
Aza misalasala manontany fa vonona hanome fahafaham-po izahay πŸ˜€
Ao @ sary ny mombamomba azy tsirairay.
πŸ“ž033 05 588 12
πŸ“ž034 05 588 12

AVO LENTA dia mivarotra solomaso RayBan πŸ‘“πŸ•ΆοΈ@ ilay kalitao tena tsara 😍natokana hiarovana ny maso @ rivotra sy ny masoand...
26/05/2025

AVO LENTA dia mivarotra solomaso RayBan πŸ‘“πŸ•ΆοΈ@ ilay kalitao tena tsara 😍natokana hiarovana ny maso @ rivotra sy ny masoandro no sady lamaody ihany koa a πŸ˜€
πŸ‘ŒπŸ‘Vrai verre Made in Italy πŸ‘πŸ‘Œ
Jereo ao @ sary tsirairay ny detail ary dia manontania fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay 😊
πŸ“ž 033 05 588 12
πŸ“ž 034 05 588 12

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avo Lenta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share