27/09/2025
𝗙𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗸𝗮𝗽𝗼𝗯𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗮𝗻𝗮 (𝗖𝗼𝗻𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗴𝗲́𝗻𝗲́𝗿𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝘃𝗲𝗻𝘁𝗲)
📦 𝗙𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗼𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 :
- Mandoa vola mivantana rehefa livraison (cash)
- Mety amin’ny Mobile Money MVola raha any @ faritra rehefa tonga eo amin'ny station ny entana.
🚚 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 :
- Fanaterana : 3000 ariary amin’ny toerana akaiky (Ville), 5000 ariary amin'ny toerana alavitra (périphérique), PA kosa ho anareo any amin'ny faritra.
- Mandray kaomandy 24h/24 amin’ny hafatra, fanaterana iray Andro aorian'ny commande ( un jour).
🔁 𝗣𝗼𝗹𝗶𝘁𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 :
- Raha misy olana amin’ny entana (lesoka avy amin’ny mpamokatra) afaka soloina.
Toerana anoloana azy : Pochard stand N°663 isaky Alakamisy sy Zoma
- Tsy raisina raha simba avy amin’ny mpividy
🕐 Ora fiasana :
- Misokatra isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Asabotsy, 8 ora maraina – 6 ora hariva
☎️ Mifandraisa aminay raha misy fanontaniana :
034 02 120 85 / 038 78 377 77