22/05/2025
Efa akaiky ny commande ho an’izay rehetra nanao commande tato amin’ny RENOV -ALL rehetra mbola misy ambiny tsy naka ny lots ireto daholo raha haka azy dia manao réservation.
-SORENTO PHASE 3 ANNEE 2010
-AUDI Q5 ANNÉE 2014
-TIGUAN PHASE 2 ANNEE 2016
-TERRACAN 2016
-CHEVROLET CAPTIVA 2015
Aza hadino fa mbola mitohy ho an’izay manao reservation ny fahazoana numero fahazoana loka goavana amin’ny faran’ny taona.