Ayah Shop

Ayah Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ayah Shop, Clothing (Brand), Antananarivo.

17/05/2025

Araraoty amin'izao akaiky fetin'ny Reny izao ry izareo ah🥰 Vilany amin'ilay kalitao ambony no 'ndeha omentsika an'i Neny satria mendrika ny tsara indrindra izy ✨

SERIE DE MARMITES EN INOX

‎➡️ 12 PIÈCES
‎➡️ QUALITÉ EUROPÉENNE
‎➡️ MATEVINA TSARA
‎➡️METY FOANA NA AMPIASAINA AMIN'NY GAZ NA CHARBON NA FATANA ÉLECTRIQUE
💵‎PRIX :150.000ar
🗺️LIEU : TANA
‎✈️ AFAKA MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA
📞 033 51 005 67
‎📩 Page Facebook : Ayah Shop

💖💗Tongasoa Tompoko ô 💖💓

SERIE DE MARMITES EN INOX‎‎➡️ 12 PIÈCES‎➡️ QUALITÉ EUROPÉENNE‎➡️ MATEVINA TSARA‎➡️METY FOANA NA AMPIASAINA AMIN'NY GAZ N...
09/05/2025

SERIE DE MARMITES EN INOX

‎➡️ 12 PIÈCES
‎➡️ QUALITÉ EUROPÉENNE
‎➡️ MATEVINA TSARA
‎➡️METY FOANA NA AMPIASAINA AMIN'NY GAZ NA CHARBON NA FATANA ÉLECTRIQUE
💵‎PRIX :150.000ar
🗺️LIEU : TANA
‎✈️ AFAKA MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA
📞 033 51 005 67
‎📩 Page Facebook : Ayah Shop

‎Faly miarahaba antsika rehetra e 🤗‎Tongasoa indray amin’ny "Minutes astuces kely" ho antsika rehetra. Androany dia hire...
08/05/2025

‎Faly miarahaba antsika rehetra e 🤗
‎Tongasoa indray amin’ny "Minutes astuces kely" ho antsika rehetra. Androany dia hiresaka momba ny fampitahana eo amin’ny aluminium sy inox isika, mba hahafahanao misafidy tsara rehefa hividy fitaovana ho an’ny lakozia. Vakio hatramin’ny farany fa tena ilainao ity ☺️

‎👉 INOX sa ALUMINIUM? 👈

‎Aleo marihina ety am-piandohana fa samy manana ny toetra mampiavaka azy ireo ireto akora roa ireto. Tahaka ny zava-drehetra, dia manana ny lafy tsarany sy ny lafy ratsiny izy ireo.

‎ 📍ALUMINIUM

‎Tombony :
‎- Maivana
‎- Mora mitondra hafanana (vetivety dia mahamasaka)
‎- Mora vidy
‎- Azo averina ampiasaina (recyclable)

‎Lafy ratsiny :
‎- Mora maloto ary sarotra diovina
‎- Tsy dia mateza raha oharina amin’ny inox
‎- Tsy azo ampiasaina amin’ny fatana induction

‎ 📍INOX

‎Tombony :
‎- Mafy sy mateza
‎- Mety amin’ny fatana karazana rehetra
‎- Mora diovina ary tsy dia manahirana ny fikojakojana

‎Lafy ratsiny :
‎- Lafo vidy noho ny aluminium
‎- Ela vao mandray hafanana ka tsy dia mahamasaka haingana
‎- Mavesatra

‎Ka inona no tokony hofidiana? 🤯

‎Ny safidy dia miankina amin’ny budget-anao, ny fampiasanao azy andavanandro, ary ny zavatra andrasanao amin’ilay fitaovana. Samy manana ny hasiny ny aluminium sy ny inox!

‎Izahay ato amin'ny Ayah Shop dia mivarotra fitaovana vita amin’ireo akora ireo, ary vonona hanampy anao amin’ny fisafidianana izay tena mety aminao.
‎Koa aza misalasala, jereo ny vokatra ato aminay ary manontania raha misy fanazavana fanampiny ilainao 🥰

‎Fb: Ayah Shop
‎Contact : 0335100561

‎Craquez pour cette adorable tasse isotherme Sanrio 🤩‎‎💵 Prix :  45.000 ar  ‎🟢 Couleur disponible : verte ‎🛵 Livraison p...
05/05/2025

‎Craquez pour cette adorable tasse isotherme Sanrio 🤩

‎💵 Prix : 45.000 ar
‎🟢 Couleur disponible : verte
‎🛵 Livraison possible dans tout Madagascar
📞 Contact : 033 51 005 67
Page : Ayah Shop

‎Ne manquez pas l'occasion d'ajouter une touche de kawaii à votre quotidien !

02/05/2025

SERIE DE MARMITE EN INOX

‎➡️ 12 PIÈCES
‎➡️ QUALITÉ EUROPÉENNE
‎➡️ MATEVINA TSARA
‎➡️METY FOANA NA AMPIASAINA AMIN'NY GAZ NA CHARBON NA FATANA ÉLECTRIQUE
💵‎PRIX :150.000ar
🗺️LIEU : TANA
‎✈️ AFAKA MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA
📞 033 51 005 67
‎📩 Page Facebook : Ayah Shop

💖💗Tongasoa Tompoko ô 💖💓

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ayah Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share