FRIP MORA AN'Sarah

FRIP MORA AN'Sarah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FRIP MORA AN'Sarah, Sabotsy namehana, Antananarivo.

Salama oo❤️ Arabaina ianao Ravaoarindrano Maria Mbolatiana fa enao aloha nandresy tamty lalao tsika voloany Ty🥰🥰 Mazotoa...
07/04/2025

Salama oo❤️
Arabaina ianao Ravaoarindrano Maria Mbolatiana fa enao aloha nandresy tamty lalao tsika voloany Ty🥰🥰

Mazotoa hatrany mpartage bisous❤️❤️

Iza ny efa niandry lalao ato amin'i FRIP MORA AN'Sarah?🥰 Ndao asintsika lalao kely amizao VO manomboka Zao e❤️ tsy inona...
01/04/2025

Iza ny efa niandry lalao ato amin'i FRIP MORA AN'Sarah?🥰
Ndao asintsika lalao kely amizao VO manomboka Zao e❤️ tsy inona akory fa omena 10.000ar izay olona mandresy🥰 olona 2 nefa sarihana de zaraina ho anizy 2 io🥂

Araho fepetra Ary ooo😉
- Araho page
-Inviteo namana 5 hanaraka sy hitia n'y page☝️
-Partageo amin'ny mur anao (mode public) sy groupe 3 misy anao ity pub ity ( + capture)

Iza no tsara vintana amnito Ary oo🥰
Amin'ny 07 Avril fisarihana n'y ataotsika amin'ny 5 ora ariva❤️

Mazotoa daoly❤️

Coucou❤️❤️Asintsika live bal tee shirt & Polo rapitso A 13H sy A16H fa aza tara aaa🥰  4.000ar sy 5.000ar daoly nefa n'y ...
30/03/2025

Coucou❤️❤️
Asintsika live bal tee shirt & Polo rapitso A 13H sy A16H fa aza tara aaa🥰 4.000ar sy 5.000ar daoly nefa n'y hitanareo ao❌❌
Ato amin'ny FFRIP MORA AN'Sarahihany nareo mahita anzany fa araho live❤️❤️
Mahazo cadeau crédit izay mavita mimentioné olona maro anaty live fa alefao mp capture❤️
Mazoto mipartage daoly😘😘

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FRIP MORA AN'Sarah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share