Shopping by Loulou

Shopping by Loulou Habillements 👕👖
bijoux 💍
chaussures 👢👟
Contact: +261 33 41 232 08
+261 34
WhatsApp: +261 32 35 574 82

06/07/2026

Tsy mety tafaverina live mihintsy zareo an🥹

Aleo tohizana anaty mp amin'izay. Prix live foana jusqu'à demain 8h

05/07/2026

Mirary soa ho an'ireo hiatrika fanadinana BEPC rehetra manomboka rampitso🥰❤️
Courage be daholo🤩

Volana vaovao ndray tsika izao an. Ireto ndray ny offre manja bé antsika 😁🥰OFFRES BEPC ndray zareo an, converse platefor...
01/07/2026

Volana vaovao ndray tsika izao an. Ireto ndray ny offre manja bé antsika 😁🥰
OFFRES BEPC ndray zareo an,
converse plateforme 🥰 :
Grenat 30.000ar: pt 36-40
Noir 38.000ar: pt 36-40
Botte 35.000ar🥰
36-40pt
Aza tara Ary an,
0334123208

Coucou daholo oh🥰, Miomakomàna daholo fa live manteau bomba bé tsika rahariva an🥰, 15.000ar à 35.000ar fotsiny nefa amle...
29/06/2026

Coucou daholo oh🥰,
Miomakomàna daholo fa live manteau bomba bé tsika rahariva an🥰,
15.000ar à 35.000ar fotsiny nefa amle TOP

23/06/2026

Ensemble enfants à partir de 15.000ar et pas plus de 30.000ar
Jp en commentaire

Aiza daholo oh, destockage bottes38.000ar🥰alefaso aingana Ary n'y commande fa efa akaiky n'y fety eh🥰Livraison à partir ...
22/06/2026

Aiza daholo oh, destockage bottes
38.000ar🥰
alefaso aingana Ary n'y commande fa efa akaiky n'y fety eh🥰
Livraison à partir de 3.000ar, mandefa any amin'ny faritra ihany koa

033 41 232 08

Destockage avant 26 Juin zareo an🥰 Tennis Bear: 35.000ar Pt 36-40; couleur: Noir, blanc, marron, beige M2K: 55.000ar pt ...
22/06/2026

Destockage avant 26 Juin zareo an🥰
Tennis Bear: 35.000ar
Pt 36-40; couleur: Noir, blanc, marron, beige
M2K: 55.000ar
pt 36-37-38

Livraison à partir de 3.000ar
Mandefa amin'ny faritra
033 41 232 08

19/06/2026

Ensemble enfants à partir de 15.000ar
Tennis 34.000ar
Botte 42.000ar

BEAR BEAR BEAR🥰 38.000ar fotsiny dia efa mahazo tennis BEAR vaovao beeee oh🥰alefaso aingana ny commande fa Kely sisa izy...
18/06/2026

BEAR BEAR BEAR🥰
38.000ar fotsiny dia efa mahazo tennis BEAR vaovao beeee oh🥰
alefaso aingana ny commande fa Kely sisa izy ato an
pt 36-37-38-39-40
Couleurs: beige, marron, noir, rose

0334123208

Ndao asiantsika lalao Kely indray Ary ehJP CRÉDIT 5.000ar 🚨🎉Hanao live isika rampitso 14h30 ka aza tara an, 🎁 Olona roa ...
18/06/2026

Ndao asiantsika lalao Kely indray Ary eh
JP CRÉDIT 5.000ar 🚨🎉

Hanao live isika rampitso 14h30 ka aza tara an,
🎁 Olona roa bé izao no hahazo crédit 5.000ar avy alohan'ny live

📌 CONDITIONS :
✅ Suivre la page Shopping by Loulou
✅ Partager en mode public 🌍
✅ JP 5.000ar en commentaire 👭
✅ Inviter 3amis en commentaire

Alefaso ary eh☺️

Rampitso 14h no tapitra ny lalao
Izay commentaire bé réaction 2 nô mahazo an'ilay crédit an

Aza tara fa prix live io an. Réduction bé amin'ilay tsy ampoizina mintsy😍
I
by Loulou #

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping by Loulou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share