H.M tsena

H.M tsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from H.M tsena, Apparel & Clothing, Lot II G LR bis Ambatomaro, Antananarivo.

Bonjour tout le monde🥰🌸PEGNOIRS🌸 tout à 18.000ar👇👇👉Capture en MP plus contact et lieu de livraison pour confirmer votre ...
04/06/2025

Bonjour tout le monde🥰

🌸PEGNOIRS🌸 tout à 18.000ar👇👇

👉Capture en MP plus contact et lieu de livraison pour confirmer votre commande❤️❤️
Livraison partout à madagascar🥰

Bonsoir daholo🥰Atombotsika amin'ny lalao kely aloha ny fiarahana androany dia araho tsy tapaka ny pejy fa maro ny zavatr...
01/06/2025

Bonsoir daholo🥰

Atombotsika amin'ny lalao kely aloha ny fiarahana androany dia araho tsy tapaka ny pejy fa maro ny zavatra ho zarainay aminareo eto🥰
CONDITIONS AZAHOANAO AZY👇👇
👉Mila abonne am page ianao❤️
👉mipartage ny page sy manasa ireo namana hanaraka hatrany ny page ihany koa🥰
👉mahafantatra ilay chiffre 2 farany(commentaire 3 olona iray)

Mankasitraka sahady 😘😘

🌸🌸VESTE EN CUIR🌸🌸efa amin'ny sary ny details🥰 afaka miditra MP ra misy mahaliana anaoManao livraison izahay🥰
26/05/2025

🌸🌸VESTE EN CUIR🌸🌸

efa amin'ny sary ny details🥰 afaka miditra MP ra misy mahaliana anao

Manao livraison izahay🥰

26/05/2025

Miarahaba tompoko🥰

👉Faly mandray anao izahay eto amin'ny H.M tsena 🙂
Araho tsy tapaka ny pejy fa maro ireo zavatra ho zarainay aminareo eto izay amin'ny vidiny tsy ampoizinareo🙂🥰

👉Conditions antsika dia izao, tsy manao reservation izahay ho an'izay rehetra manao JP na mandritry ny live en direct na live photo😉 fa aterina ny ampitso fona ny colis🥰 ra ohatra ka mbola tsy aterina dia alefa mialoha ny paiement🙂

👉Alefa avy hatrany ihany koa ny contact sy lieu de livraison🥰 tsy misy ora ny livraison fa miantso mialoha fona ny livreur🥰

👉Abonneo ny pejy asao ireo namana, partageo fa misy ihany koa fanomezana omenay anareo❤️

❤️❤️Mirary soa❤️❤️

Address

Lot II G LR Bis Ambatomaro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H.M tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share