03/07/2025
🔥Ny bandy Kely kosa aloha toujours bogosy fona eee
Mila haintsika fotsiny mampiakanjo azy arakaraka ny taona sy ny loko mety
👉 Ity Zao ensemble sans manche
👉 Na ny poziny, na ny lokony dia mety tsara ho any bandinkely avokoa ( idéal pour 10 ans à 14ans)
👉 Ampiarahina Kely, na tennis mitovy loko ... Oka fotsiny
👉 Ts adino ny casquette
Araho tsy tapaka ny pejy, fa hanampy anao hijery Zay mety ho anireo bogosy Kely reo
Mon garçon