boutique accessoires de sport by Niia rtsua

boutique accessoires de sport by Niia rtsua vêtements vrai marque

05/02/2026

🔥 ENSEMBLE SHORT PUSH UP 🔥
✨ Manatsara & manome forme sexy
✨ Mampahazo aina, elastique,
✨ Mety amin’ny sport 💪 sy andavanandro 👗
📞 Contact : 034 9868209
📍 Page : boutique accessories tenue de sports
⛔ Livraison ihany tompoko ⛔
.. mandefa faritra..
📩 Commandez dieny izao fa mandalo ihany

Bandage élastique💪 Brace de maintien – tanana & tongotra👉 Manohana tsara ny poignet, cheville na pied👉 Manala fanaintain...
01/02/2026

Bandage élastique
💪 Brace de maintien – tanana & tongotra
👉 Manohana tsara ny poignet, cheville na pied
👉 Manala fanaintainana sy havizanana
👉 Mety amin’ny sport, travail, na fampiasana andavanandro
✨ Tombony lehibe :
✔️ Lamba mateza sy mifoka rivotra (breathable)
✔️ Velcro réglable – mora amboarina araka izay ilainao
✔️ Manome maintien ferme nefa tsy maharary
✔️ Tsy mora mikisaka, maivana ary azo ampiasaina ela
🧠 Ho an’izay
Marary poignet na cheville
Manao sport (football, fitness, basket…)
Miasa mafy amin’ny tanana na tongotra
Rehefa misy fanaintainana kely
📦 Misy stock – limite
📞 0349868209
Mandefa faritra✈️

🙏 Mankasitraka hoanareo AVY any aminy faritra taminy fiaraha miasa😘🥰
16/01/2026

🙏 Mankasitraka hoanareo AVY any aminy faritra taminy fiaraha miasa😘🥰

_Ny fahasoany tompoko anie irotsaka amitsika rehetra Amen🙏🎊😘
01/01/2026

_Ny fahasoany tompoko anie irotsaka amitsika rehetra Amen🙏🎊😘

Tenue de sport puch up   Ensemble pantalon sy ensemble short    Fa Afaka misaraka ihany ko reo   Mafatifaty Kely daholo ...
19/11/2025

Tenue de sport puch up
Ensemble pantalon sy ensemble short
Fa Afaka misaraka ihany ko reo
Mafatifaty Kely daholo reo Sady amn
Le matevina tsara,mampahazo aina
Tsara
.... taille standard..
Midira mp na miantso
Mandefa faritra...0325685362

Tenue de sport 2piece  Lava_tanana__importe  Couleur dispo reo Amin ny sary    Tél:0325685362 ⛔ Livraison ihany ⛔
23/10/2025

Tenue de sport 2piece
Lava_tanana__importe
Couleur dispo reo Amin ny sary

Tél:0325685362

⛔ Livraison ihany ⛔

😍 accessoires de sport 😍   ✓Tapis de gym_    ✓Élastique de gym Élastique caoutchouc 5piece n'y iray boîte   ✓Gaine chauf...
22/10/2025

😍 accessoires de sport 😍
✓Tapis de gym_
✓Élastique de gym
Élastique caoutchouc 5piece n'y iray boîte
✓Gaine chauffant
Manala tavy Amin ny kibo
✓Protège Genouillères__ protège poignet
✓Tenue de sport
Pantalon leggings misy short ihany ko
Couleurs dispo.. Vert, bleu roi, fushia, rouge, rosé n**e, beige, jaune,grena, moutarde...afaka atao ensemble
✓ Ensemble pantalon manche longue
Gris, noir, blanc
Isaorana hianareo tsy misalasala miantso anay
Tél :0349868209 na 0325685362
⛔ Livraison ihany zahay tompoko ⛔

Tenue de sport 2piece       Misy couleur.. gris, noir, blanc, bleu          Roi..   ✓misy ensemble short,,fa afaka      ...
21/10/2025

Tenue de sport 2piece
Misy couleur.. gris, noir, blanc, bleu
Roi..
✓misy ensemble short,,fa afaka
Misaraka anko le short
✓ensemble pantalon leggings
Afaka misaraka ihany ko reo
✓misy karazany maro isafidiana
Araraoty fa efa vitsy vitsy..
Sady Mbola le tena vaovao
Tsara reo an..
Aza misalasala miantso na mandefa mp..tel 0349868209
⛔ Livraison ihany ⛔

🖤 gaine chauffant🔥Ampiasao ity ceinture minceur chauffante ity dia ahena haingana ny kibo! 😍💦 Mandoro tavy, mampitombo h...
18/10/2025

🖤 gaine chauffant🔥
Ampiasao ity ceinture minceur chauffante ity dia ahena haingana ny kibo! 😍
💦 Mandoro tavy, mampitombo hatsembohana, manamboatra silhouette tsara tarehy!
➡️ Mety amin’ny lehilahy sy vehivavy – tena miasa tsara!

📞 Commande izao 👉 0349868209
🚚 Livraison partout à Madagascar!

Sady efa manopa mbola be vava ihany..MBA zanaka iza laotra ary tony eh...
30/09/2025

Sady efa manopa mbola be vava ihany..MBA zanaka iza laotra ary tony eh...

Arrivage crop_top maillot  Misy couleur maro reo. tinareo tsara    Aza tara fa mandalo ihany IZY no eto      Mafatifaty ...
13/08/2025

Arrivage crop_top maillot
Misy couleur maro reo. tinareo tsara
Aza tara fa mandalo ihany IZY no eto
Mafatifaty anie zany e.
Mandefa faritra 🚚 Manao livraison tanà
Tel:0325685362
Isaorana daholo nareo EFA nandray anjara🙏

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when boutique accessoires de sport by Niia rtsua posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share