Miha's shop

Miha's shop Shop pour tous πŸ₯°πŸ₯°
vétements ❀️
Bondouliere 🌺
Bijoux πŸ’
πŸ“Œπ‘·π’†π’•π’Šπ’•π’” π’‘π’“π’Šπ’™ – π’ˆπ’“π’‚π’π’…π’† π’”Γ©π’π’†π’„π’•π’Šπ’π’.
πŸ“Œπ‘³π’Šπ’—π’“π’‚π’Šπ’”π’π’ π’…π’Šπ’”π’‘π’π’π’Šπ’ƒπ’π’†. "𝑳𝒂 π’Žπ’π’…π’† Γ  π’‘π’†π’•π’Šπ’• π’‘π’“π’Šπ’™, 𝒍𝒆 π’”π’•π’šπ’π’† 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒕𝒐𝒖𝒔"

Coucou daholoπŸ₯° oooAmin'ny ity Vendredi ity ireto misy kapa mafy sady tsara nefa mora πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°Raha mitady kapa maivana nefa mo...
15/05/2026

Coucou daholoπŸ₯° ooo
Amin'ny ity Vendredi ity ireto misy kapa mafy sady tsara nefa mora πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
Raha mitady kapa maivana nefa mora dia ireto misy Ann 😍πŸ₯°
πŸ“ŒPointure:37-44
πŸ“ŒPrix: Γ  partir de 20.000 ar🌸🌺

πŸ“ŒLivraison partout πŸš›πŸ‘‰β£οΈβ£οΈ

Manaova commande haingana ary fa vitsy ny stock ann πŸŒ·πŸŒΊπŸ˜‰

07/05/2026

Nouvelle arrivages πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Arrivage vaovao be ireto an πŸ₯°πŸ₯°STYLE SY KALITAO! ✨Tsy misy maharesy ny kanto! Raiso ny anao amin'ny kapa raitra indrindra...
06/05/2026

Arrivage vaovao be ireto an πŸ₯°πŸ₯°

STYLE SY KALITAO! ✨

Tsy misy maharesy ny kanto! Raiso ny anao amin'ny kapa raitra indrindra.

πŸ“ŒPointures:36 hatramin'ny 44.
πŸ“ŒVidy:Manomboka amin'ny 20.000 Ar.
πŸ“ŒLivraison:Partout
Aza tara fa vitsy ny stock!
πŸ‘‰ Andefaso MP avy hatrany hanafatra.

TSY MILA MIJALY INTSONY  VAO HO TSARA TAREHY! ✨Sorena lava amin'ny kiraro mampangirifiry tongotra nefa te ho "classe"? E...
30/04/2026

TSY MILA MIJALY INTSONY VAO HO TSARA TAREHY! ✨
Sorena lava amin'ny kiraro mampangirifiry tongotra nefa te ho "classe"? Efa tonga ny vahaolana ho anao! πŸ‘‘

Ireo scandales ireo dia natao ho an'ny vehivavy rehetra: manomboka amin'ny mamanay be fandehanana ka hatramin'ny madama kely te ho "chic" any am-piasana.

Inona no tombony ho anao?
βœ… Mateza: Tsy "jetable" fa tena maharitra.
βœ… Style mivoaka: Sady tsotra no kanto (Simple & Elegant).
βœ… Pointure rehetra: 36, 37, 38, 39, 40, 41.

Prix & Livraison:
πŸ’°Prix Γ  partir de 20.000 Ar fotsiny dia efa mahazo iray ianao!
🚚 Manatitra izahay: Na eto Tana (Livraison haingana) na any amin'ny Province (Fandefasana azo antoka).
Aza tara fa efa madiva ho lany ny tahiry!

ScandaleMada

πŸ”₯ Lavorary: Kanto, tsotra ary Mety amin'ny fiainana andavanandroAtambatra ho iray ny "Chemisier ocre" miaraka amin'ny "J...
16/04/2026

πŸ”₯ Lavorary: Kanto, tsotra ary Mety amin'ny fiainana andavanandro

Atambatra ho iray ny "Chemisier ocre" miaraka amin'ny "Jean dΓ©lavΓ©" kanto.

Lavorary tanteraka izany miaraka amin'ireto kojakoja kely ireto:
πŸ‘Ÿ Basket fotsy kanto
πŸ‘œ Kitapo kely hoditra
πŸ•ΆοΈ Solomaso mahatonga azy ho "cool"
πŸ“Ώ Rojo volamena tsotra

πŸ“© Mandefasa hafatra (MP) raha te hividy ireo akanjo ireo fa dispo ato aminay

Coucou daholo πŸ₯°πŸ₯°Mbola ato ireto poketra ireto an ❀️❀️❀️Efa ireo sisa ny dispo an πŸ˜‡πŸ˜‡
06/04/2026

Coucou daholo πŸ₯°πŸ₯°
Mbola ato ireto poketra ireto an ❀️❀️❀️
Efa ireo sisa ny dispo an πŸ˜‡πŸ˜‡

Coucou daholo πŸ₯°πŸ₯°Afaka manao tshirt πŸ‘• personnalisΓ© πŸ₯°πŸ₯°Izahay ❀️Ito zao santionany 🌸🌷@ Vidiny mirary πŸ’žπŸ’žπŸ’ž
04/04/2026

Coucou daholo πŸ₯°πŸ₯°
Afaka manao tshirt πŸ‘• personnalisΓ© πŸ₯°πŸ₯°
Izahay ❀️
Ito zao santionany 🌸🌷
@ Vidiny mirary πŸ’žπŸ’žπŸ’ž

01/04/2026

Mandefasa ary mp amin'izay mahalina anareo 😍

Kapa Tsara qualitΓ© nefa mora πŸ‘‘Ho antsika mitady kapa kapa ho entina amin'izao andro mafana izao.Ireto ny kapa mora sady ...
23/03/2026

Kapa Tsara qualitΓ© nefa mora πŸ‘‘

Ho antsika mitady kapa kapa ho entina amin'izao andro mafana izao.
Ireto ny kapa mora sady tsara πŸ’–πŸ’

Prix abordable
Pointure :36-40
Livraison tana sy any amin'ny Faritra πŸ₯°

Koa manasa antsika ary andefa mp avy hatrany Manao commande fa vitsy ihany ny stock an πŸ₯°

Address

67 Ha Nord Ouest
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miha's shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share