By LauMa MDG

By LauMa MDG « VOTRE STYLE,NOTRE PASSION✨ » C’est notre promesse🥰😘 Rejoignez-nous en live pour shopper❤️

Ireto avy ary no nahazo ilay 10.000Ar e😊🥰👏Mba mandefa coordonné mobile money amin'ny Mp ianareo svp🙏😊Merci dia ho avy nd...
02/12/2025

Ireto avy ary no nahazo ilay 10.000Ar e😊🥰👏
Mba mandefa coordonné mobile money amin'ny Mp ianareo svp🙏😊
Merci dia ho avy ndray n'y manaraka o☺️

01/12/2025

Coucou les amours💖😘
10.000Ar ary ho an'izay comms tsisy réaction ao e😊
Farany jeu demain à 10h,bonne chance daholo🥰😘

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara🙏❤️Mankasitraka be dia be Ikiala Rindra fa tena afa-po ny mpanaraka no sady fa...
30/11/2025

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara🙏❤️
Mankasitraka be dia be Ikiala Rindra fa tena afa-po ny mpanaraka no sady faly izahay rehetra nanome cadeaux 🙏❤️🥰✨
Franci Rafanomezantsoa Miali Soa Razafindrabe Rakotoarimisa Maeva Miarahaba anareo telo nahazo n'y bon d'achat 50.000Ar,miandry anareo izahay 🥰
Asiantsika jeu isan'andro amin'izay ary eto amin'ny page fa manaraha n'y pejy hatrany e🥰❤️

29/11/2025

13k sahady isika no manaraka ny pejy😍🥰TONGASOA DAHOLO❤️😘
Merci beaucoup Ikiala Rindra fa tena nanampy🙏❤️
Anomana zavatra tsara be ho antsika rehetra izahay équipe fa araho tsy tapaka ny pejintsika😘🤞✨

Hello les stylés 😘👖🩳🌹🫴short homme🩳 et femme👖 très stylés et tendance  👈🫴Prix cadeau 👈⛔🔥 Détails sur chaque photo 🥰 🔥 🥳➡️...
25/09/2025

Hello les stylés 😘👖🩳🌹

🫴short homme🩳 et femme👖 très stylés et tendance 👈
🫴Prix cadeau 👈

⛔🔥 Détails sur chaque photo 🥰 🔥 🥳

➡️➡️➡️Venez en Mp si vous êtes intéressés

Félicitations à nos gagnantes🥳🎉🎊 :- 1ère gagnaFélicia Hasiniainainaina 50.000Ar via Mobile 🤑💰🥰- 2èmeRatinason Fyhon Fyho...
22/09/2025

Félicitations à nos gagnantes🥳🎉🎊 :
- 1ère gagnaFélicia Hasiniainainaina 50.000Ar via Mobile 🤑💰🥰
- 2èmeRatinason Fyhon Fyhon Fyh 1 sac tandace😍👏
- 3ème gagnante : Zita Randriamanantenasoa un lot de 3 Bodysuit 😍🥰👏

Conditions antsika :
- abonné
- commentaire + identification namana 5
- partage amin'ny groupe 3 misy anao😊
- tapitra omaly 21/09 tamin'ny 3ora hariva n'y lalao😊🥰

Merci à tous pour votre participation 🙏🥰
Aza miala alavitra fa mbola ho avy ny manaraka❤️
À très bientôt ❤️😘

20/09/2025

Hey✨🌸
J-1 du tirage au sort😍🥰
Asiantsika live short BF demain 15h30 fa aza tara anh😊🥰
Mividy 1 = mahazo bodysuit 1 offert😍

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By LauMa MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share