Clothing store Mdg

Clothing store Mdg � En mode friperie, découvrez une seconde vie à mini-prix �

Coucou 🥰 Tongava ety ivandry apitan’ny La City indray raha hijery akanjo mora ary eeh 🎁 Pas plus de 15.000 Ariary
17/12/2025

Coucou 🥰 Tongava ety ivandry apitan’ny La City indray raha hijery akanjo mora ary eeh 🎁 Pas plus de 15.000 Ariary

Aiza daholo ny papa sy maman hijery kilalao amin’ilay raitra be ato oh 😍 Live shopping hono rapitso  ho an’izay mila pri...
11/12/2025

Aiza daholo ny papa sy maman hijery kilalao amin’ilay raitra be ato oh 😍 Live shopping hono rapitso ho an’izay mila prix mora sy détails

Coucou! ☺️ Kilalao mamy be daholo ireto sady amin’ilay mafy tsara, occasion européenne be marque amin’ilay hitiavanareo azy mihitsy 😍 Vitao ato ny fiantsenana cadeaux eeh 😉🎁

🎁 Betsaka marques
🎁 Voitures tsotra sy à pile
🎁 Voitures Vtech
🎁 Jouets éducatifs
🎁 Jouets à pile
🎁 Jouet d’éveil (lumineux, musical…)
🎁 Jeux de société vintage
🎁 Bodyboard
🎁 Poupées
🎁 Figurines, misy articulées ngeza tsara
🎁 Autos tamponneuses télécommandées
🎁 Hochets, koritsana, …
🎁 Casques
🎁 Peluches à piles
🎁 …

🤩 Ho détailléko amin’ny LIVE rapitso à 13h ireo. Ho an’izay te hahazo PRIX LIVE = PRIX MORA ihany koa dia tongava ao. Ho avoakako tsikelikely eto ihany ny prix normal fa mandamina kely (raha misy mahaliana dia anontanio ihany) 🤩

Ataovy partage betsaka sy mentionnéo namana hijery live fa sady hizara cadeau be dia be raha betsaka mijery

08/12/2025
Coucou, robes azo anaovana mandritry ny fety 😍 Alefatsika mora amin’izay mahazo daholo
08/12/2025

Coucou, robes azo anaovana mandritry ny fety 😍 Alefatsika mora amin’izay mahazo daholo

Coucou, alefako 20.000 Ariary ity fa tsy atonona an’ilay zanako 🥺 (nanaovany tapak’andro fotsiny). Pointure 25Prix nivid...
11/11/2025

Coucou, alefako 20.000 Ariary ity fa tsy atonona an’ilay zanako 🥺 (nanaovany tapak’andro fotsiny). Pointure 25

Prix nividianana azy: 25.000 Ar

Coucou 🥰 Prix imbattable be ny jeans sy pantalons de marques ato aminay fa tongava mijery mivantana ati Ivandry. « Fripe...
13/09/2025

Coucou 🥰 Prix imbattable be ny jeans sy pantalons de marques ato aminay fa tongava mijery mivantana ati Ivandry. « Fripe européenne » hatrany anh!

Misy ho an-jaza, ankizy, olon-dehibe 🎁🥳 5.000 Ariary dia efa mahazo, ary tsy mihoatra ny 15.000 Ariary izy ato fa aingana!!! ❌SANS DÉFAUTS, MBOLA TSARA BE TOY NY VAOVAO NY ANKAMAROANY ❌

📱034-12-398-25/ Ivandry entre pharmacie principale sy restaurant La Marée

Coucou 😘 Destockage akanjo mafana fa mamaraparana an’ireto entana ireto izahay dia hiditra amin’ny robe de fiançailles o...
02/08/2025

Coucou 😘 Destockage akanjo mafana fa mamaraparana an’ireto entana ireto izahay dia hiditra amin’ny robe de fiançailles ooh 🥰

🎁 FRIPE EUROPÉENNE hatrany ny antsika anh

🚚 MP avy hatrany ary/ Livraison en sus/ Récupération Ivandry La City

Hello 🤩 TOUT À 15.000 ARIARY 🛍️🎁 Profitez de notre offre promotionnelle sur ces pants friperie de grandes marques europé...
08/07/2025

Hello 🤩 TOUT À 15.000 ARIARY

🛍️🎁 Profitez de notre offre promotionnelle sur ces pants friperie de grandes marques européenne et de première qualité à 15.000 Ariary seulement l’unité (Cette semaine)

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus

Coucou 🤩 Alefa 30.000 Ariary ity robe White Angel taille L ity ho an’izay haka azy 😍 Fripe mbola tena tsara be 🎁 LIVRAIS...
05/07/2025

Coucou 🤩 Alefa 30.000 Ariary ity robe White Angel taille L ity ho an’izay haka azy 😍 Fripe mbola tena tsara be

🎁 LIVRAISON GRATUITE sur Tanà 🎁 Mandefa amin’ny faritra ihany koa

📱034-12-398-25

Coucou ☺️ Efa nahazo akanjo entina mivavaka @ Alahady daholo ve? Mandalova ety Ivandry manenjika Promo raha mbola te his...
03/06/2025

Coucou ☺️ Efa nahazo akanjo entina mivavaka @ Alahady daholo ve? Mandalova ety Ivandry manenjika Promo raha mbola te hisafidy ianao fa natao mirary dia mirary ny vidiny

🎁 5.000 sy 10.000 Ariary daholo izay hitanareo miantona eo 🎁

📱034-12-398-25/ Ivandry près Pmu Bet entre pharmacie principale sy restaurant La Marée no ahitanareo anay

Coucou 🥰 Arrivage akanjo mafana FRIPE EUROPÉENNE hatrany ny antsika maman anh! 3.000 à 15.000 Ariary fotsiny fa araraoty...
31/05/2025

Coucou 🥰 Arrivage akanjo mafana FRIPE EUROPÉENNE hatrany ny antsika maman anh! 3.000 à 15.000 Ariary fotsiny fa araraoty nefa betsaka grande marque ao (Efa @ sary tsirairay ny détails). PRIX FIXE SVP (Sauf raha maka maro)

🎁 Livraison gratuite raha manao achat à partir 25.000 Ariary 🎁

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus à partir de 3.000 Ariary

Coucou 🥰 Publication akanjo mafana fripe européenne rapitso fa aza miala lavitra 🥰
30/05/2025

Coucou 🥰 Publication akanjo mafana fripe européenne rapitso fa aza miala lavitra 🥰

Address

Ivandry, Route D’Hydrocarbure
Antananarivo
101

Telephone

+261341239825

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clothing store Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category