Ell Kizar

Ell Kizar โค๏ธ Ho anao Tia miantsena en ligne,ndao ifampizara izay mahasoa rehetra.๐Ÿฅฐ
โฃ๏ธ Ventes articles en dรฉtail des assiettes mรฉlamine, b***e friperie,...

โŒ jogging capuchon โŒ Vintsivitsy izy reto fa tsra daoly.Prix: 8000 ariary. ๐Ÿฅฐ 7000 ar maka maro.Mp ndray lo tsika.Mankasi...
12/07/2025

โŒ jogging capuchon โŒ
Vintsivitsy izy reto fa tsra daoly.
Prix: 8000 ariary.
๐Ÿฅฐ 7000 ar maka maro.
Mp ndray lo tsika.
Mankasitraka fona ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

โ›”  Veste jean fourrure โ›”  โŒMp ndray ary ooo ๐Ÿ’
16/06/2025

โ›” Veste jean fourrure โ›”
โŒMp ndray ary ooo ๐Ÿ’

โ™ฅ๏ธ๐Ÿฅฐ Tena tsara bรฉ ki reto ah,Mafana tsara rehef mitafy azy๐Ÿฅฐ Iadivana @ Ilay andro mangatsika retsy.      ๐Ÿ˜ Pijama polair...
06/06/2025

โ™ฅ๏ธ๐Ÿฅฐ Tena tsara bรฉ ki reto ah,
Mafana tsara rehef mitafy azy๐Ÿฅฐ
Iadivana @ Ilay andro mangatsika retsy.
๐Ÿ˜ Pijama polaire ๐Ÿ˜˜
โœ”๏ธ A partir 5000 ariary ร  20 000 ariary
โœ”๏ธ Mp avy hatrany ki de miresaka tsika ah.
Misaotra fona ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
โŒ aza adino mi_abonne n'y page tsika
Ell kizar.

๐Ÿ€ ๐•๐€๐•๐€๐Š๐€ ๐€๐‹๐Ž๐‡๐€๐๐˜ ๐‡๐€๐“๐Ž๐‘๐˜ ๐Ÿ€Ry Tompo o,Akipio ny masonay,mba hahita indray ireo zava-mahagaga vitanao.Ka amin'izao andro ef...
29/05/2025

๐Ÿ€ ๐•๐€๐•๐€๐Š๐€ ๐€๐‹๐Ž๐‡๐€๐๐˜ ๐‡๐€๐“๐Ž๐‘๐˜ ๐Ÿ€

Ry Tompo o,
Akipio ny masonay,
mba hahita indray ireo zava-mahagaga vitanao.
Ka amin'izao andro efa mandrorona izao, meteza Ianao hampiposaka hazavana vao indray, hamirapiratra ao anatin'ny alina.

Enga anie ny fahanginana manodidina anay,hankahery anay amin'ny halemen'ny finoanay.
Renay manakoako ao anatinay ao manko ireo Teny izay naloaky ny vavanao.
Ry Tompo o! Raha mbola miposaka ny andro,
Dia hatolotray Anao ny fanahinay
Ampy ho anay ny fahasoavanao.

Amen ๐Ÿ™๐Ÿปโค

๐Ÿšจ ROBE / PULL / HAUT STYLร‰, en TRICOT ๐Ÿšจ Prix: 10 000 ariaryManja be daholo.โœ’๏ธMP pour plus d'infos @
18/05/2025

๐Ÿšจ ROBE / PULL / HAUT STYLร‰, en TRICOT ๐Ÿšจ Prix: 10 000 ariary
Manja be daholo.
โœ’๏ธMP pour plus d'infos
@

๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ‘ Menteau ndray ny arrivage.๐Ÿฅฐ tsara be daol sad ilaina @ zao andro mangatsik zao. ๐Ÿ‘‰ Mp aingana ary fa prix bojo ki ah....
17/05/2025

๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ‘ Menteau ndray ny arrivage.
๐Ÿฅฐ tsara be daol sad ilaina @ zao andro mangatsik zao.
๐Ÿ‘‰ Mp aingana ary fa prix bojo ki ah.
๐Ÿ‘‰ livraison gratuit en+.

Papa Lรฉon XIV Dieu merci โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
08/05/2025

Papa Lรฉon XIV
Dieu merci โค๏ธ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

โ—โ—โ— LIQUIDATION AKANJO ANKIZY TSY MIHOATRA NY 10000 ARโ—โ—โ—    ๐Ÿฅฐ Tena Ilaina be @ Zao andro mangatsika Zao.  โœ”๏ธ Friperie v...
01/05/2025

โ—โ—โ— LIQUIDATION AKANJO ANKIZY
TSY MIHOATRA NY 10000 ARโ—โ—โ—

๐Ÿฅฐ Tena Ilaina be @ Zao andro mangatsika Zao.
โœ”๏ธ Friperie voafantina tsara.
๐Ÿ˜ฑ Mahazo remise izay maka mihotra ny 5.
๐Ÿ’ 3mois ร  12 ans.
๐ŸฅฐMp raha misy mahalina Ary.
Manao livraison @ zay toerana misy anao
Mankasitraka fona ooo๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

๐ŸญEnsemble pyjama Polaire,๐ŸญEfa tena ilaina reto , indrindra ianareo mitondra vohoka sy hifร na๐Ÿคฑโžก๏ธ Taille S ร  XxL ๐Ÿ›:Pyjama ...
23/04/2025

๐ŸญEnsemble pyjama Polaire,๐Ÿญ
Efa tena ilaina reto , indrindra ianareo mitondra vohoka sy hifร na๐Ÿคฑ
โžก๏ธ Taille S ร  XxL
๐Ÿ›:Pyjama : 5000 ar ร  15000 ariary.
Manao livraison.

Aza adino ny abonnรฉ page.๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
14/04/2025

Aza adino ny abonnรฉ page.๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

๐ŸฅฐMirarisoa ho an'i Mama rehetra.Aza adino ny abonnรฉ n'y page.
12/04/2025

๐ŸฅฐMirarisoa ho an'i Mama rehetra.
Aza adino ny abonnรฉ n'y page.

Amen๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ Aza adino ny abonnรฉ n'y page tsika.
11/04/2025

Amen๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
Aza adino ny abonnรฉ n'y page tsika.

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ell Kizar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share