GasyKanto MG

GasyKanto MG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GasyKanto MG, Apparel & Clothing, 409 cité des 67ha sud, Antananarivo.

🔴 Tout à 6.000ar 🔴
16/06/2025

🔴 Tout à 6.000ar 🔴

Atombotsika @ solde be ny lundi ry manja anh🔴 TOUT À 20.000ar 🔴
16/06/2025

Atombotsika @ solde be ny lundi ry manja anh

🔴 TOUT À 20.000ar 🔴

Zoma ny andro🌞 - Veste en suédine sy blazer -Ireto alefa prix SOLDE❗️🔴 Vidiny tokana: 25.000ar 🔴(Modèle 1m69, taille SM)...
13/06/2025

Zoma ny andro🌞


- Veste en suédine sy blazer -

Ireto alefa prix SOLDE❗️
🔴 Vidiny tokana: 25.000ar 🔴

(Modèle 1m69, taille SM)

Manao livraison manerana ny nosy. 😊

30/05/2025

Ho asiantsika JEU amin'izay ve?
dia MAHAZO CADEAUX?

Asio présence kely ary aloha ho an'izay efa mpanaraka ny pejy e?

Kitapo mims kely tsisy mpanana😍PM80.000ar
23/05/2025

Kitapo mims kely tsisy mpanana😍
PM
80.000ar

Bracelet inoxydable 🔴 25.000ar (à part vangovango)
23/05/2025

Bracelet inoxydable
🔴 25.000ar (à part vangovango)

En suédineLamaody be 🔴 35.000ar
23/05/2025

En suédine
Lamaody be
🔴 35.000ar

Petit aperçu d'aujourd'hui 😊Mankasitraka sahady an'izay efa tonga nanjifa🙏 mbola mitohy hatrany izy ity rahampitso, @ sa...
22/05/2025

Petit aperçu d'aujourd'hui 😊

Mankasitraka sahady an'izay efa tonga nanjifa🙏 mbola mitohy hatrany izy ity rahampitso, @ sabotsy vao tapitra.

Tongava manjifa ary sao diso anjara e

Toerana:
- Hall expo Ankaditoho, en face École La Francophonie, stand n°41
- Palais des sports entrée vers Gerb'Or, stand n°36

Hey hey hey hey🥰Mandray anjara @ ity hetsika ity izahay.. eny @ Hall Expo Ankaditoho ny toerana, stand n°|41 no misy ana...
21/05/2025

Hey hey hey hey🥰

Mandray anjara @ ity hetsika ity izahay.. eny @ Hall Expo Ankaditoho ny toerana, stand n°|41 no misy anay. Ahitanareo cadeaux pour maman ao, misy articles pour zazah ihany koa. Sady @ izao fanombohanay azy izao dia ataonay À PRIX SOLDÉ daholo ny anay anh! 👌🏼

Manasa anareo ho tonga, hanjifa, eny fa na dia hitsidika fotsiny ihany aza fa prix natao ho an'ny rehetra ny anay ny any. 😊

Manomboka rahampitso izy ity anh, dia mifarana @ samedi.
Tongava maro ary e😊

Manasa anareo ihany koa hanaraka ny pejy😘

Address

409 Cité Des 67ha Sud
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GasyKanto MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share