Friperie Tsara Kalitao

Friperie Tsara Kalitao Bienvenue chez Friperie Tsara Kalitao
Nous proposons des vêtements friperie stylés, articles pas chers, et bien plus encore.
(2)

03/07/2025

Bonjour daholo o❤️

01/07/2025

Bonjour daholo o
Ça va tsara daholo ve ianareo😊
Ho alefako anio ilay crédit anareo miresaka amiko ao amin'ny mp a

Bonne journée ❤️

Andao mba hifampi-boost page oValiako daholo☺️
29/06/2025

Andao mba hifampi-boost page o
Valiako daholo☺️

29/06/2025

Nanao ahoana ny tontolo andronareo 😊

29/06/2025

Bonsoir O

28/06/2025

Coucou daholo,
Tena tsy Salama reto aho a,
Mialatsiny fa izao indray vao actif
✅ Tsy adinoko ilay crédit anareo miresaka amiko ao amin'ny mp fa ho alefako daholo, taraiky kely fotsiny 😊

25/06/2025

Tafandrimandry daholo ianareo rehetra ☺️
Mirary soa 🌟✨🌟

25/06/2025

Bonsoir nareo, Iza avy no nandeha nanao arendrina dia aiza o,
izahay nijanona ato antrano ☺️

24/06/2025

Bonjour ☺️❤️☺️

Bonne journée daholo nareo 🌟🌟
23/06/2025

Bonne journée daholo nareo 🌟🌟

23/06/2025

Bonjour daholo les fans 🤗
Arahabaina indray hanomboka ity herinandro vaovao bé ity✨
Aza adino fa asiantsika Lalao fona eto amin'ny pejy mandritra ity herinandro ity😍

Bonne journée 🌟🌠🌟

Indro ary e, ☺️ Mankasitraka an'ireo rehetra tsy tapaka mandray anjara eto amin'ny pejy 🤩, efa voarakitro aty avokoa ian...
22/06/2025

Indro ary e, ☺️
Mankasitraka an'ireo rehetra tsy tapaka mandray anjara eto amin'ny pejy 🤩, efa voarakitro aty avokoa ianareo ka ho avy ny fotoana hanomezana loka ho anareo
👉 Fa ity aloha no misy androany dia bonne chance avokoa✨✨

NB: mba milaza ao amin'ny commentaire izay nahazo azy☺️

Address

Ambohipo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Friperie Tsara Kalitao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share